Ny fiainana v no mafy sa isika no manamafy azy????????

1. xxx ( 18/06/2006 16:43)
Miarahaba ny namana rehetra o!!!
Nisy ranamana iray izay nilaza tamiko ny fomba fijeriny ny fiainana ankehitriny,hoy izy tamiko:"Tsy ny fiainana ry zandry no sarotra fa isika miaina ety an-tany no manao izay hahasarotra azy a!!"
Ka mba manotany ny hevitrareo aho ra manaiky io heviny io ianareo,raha izaho manokana mantsy dia toa mahita ny fahamarinany kely ihany koa.
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:05
2. MTN ( 18/06/2006 16:58)
ahoana daholo ary ity xxx? izany ohatra dia manasarotra ny fiainana: miafina.
3. pissoa ( 18/06/2006 17:07)
Ie - zah miombon-kevitra.

Sady ny tena giravy an, tsy ny fiainantsika irery no asarotintsika fa ny fiainan'ny namantsika koa indrindra, tena olona tssssss :-D:-D:-D
4. xxx ( 18/06/2006 17:11)
MTN:

ahoana daholo ary ity xxx? izany ohatra dia manasarotra ny fiainana: miafina.


Tsy azoko!!:-w
5. Aino ( 18/06/2006 17:54)
Ny fiainana v no mafy sa isika no manamafy azy????????
ny fihainana no mafy fa raha isika no tsy mahahy mihafy dia vao maika manamafy azy izany.
6. Fiffi ( 18/06/2006 18:19)
xxx: le hoe miafina @ xxx zao de efa anisan'ny fanasarotana ny fiainana , na de kely aza an! satria moa efa samy ps daholo no hidirantsika eto nefa mbola miafina hiany. Nefa moa samy manao izay tiany izy io kah...
Na de mafy aza ny fiainana , satria ao ny tsy mahita asa ohatra , na heu...betsaka ny azo raisina hatao exemple fa anjaran'ny tsirairay kosa no mba manao izay azony hatao rehetra handaminana azy eh!

Ny fiainana de tsy vitan'ny hoe miteny fotsiny hoe sarotra ny fiainana fa mba mahaiza mitady vaha-olana.
7. mandrindra ( 20/06/2006 07:22)
tsisy mafy tsy laitry ny zoto. noho izany tsy mafy zany ny fiainana satria ny zoto dia gratos. izay tsy maka an'io ihany no voa.
8. MTN ( 20/06/2006 07:26)
mandrindra:

tsisy mafy tsy laitry ny zoto. noho izany tsy mafy zany ny fiainana satria ny zoto dia gratos. izay tsy maka an'io ihany no voa.



=D
9. Fiffi ( 20/06/2006 08:05)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0777