gasy tsy mifora
1. cutecaramel
(
18/06/2006 09:25)
Ianareo ve mahafantatra lehilahy gasy tsy mifora? na amin`iroe mipetraka an`ivelany aza?
novalian'i cutecaramel ny 08/03/2007 10:19
2. Fanja1
(
18/06/2006 09:53)
fa ataonao inn kay? c sa vie ça... mitady iditra ny vie privée ny olona enao zany... refa we misy de misy ny lehilahy tsy mifora.. tokony vita eo
3. cutecaramel
(
18/06/2006 10:08)
Fanja1:
fa ataonao inn kay? c sa vie ça... mitady iditra ny vie privée ny olona enao zany... refa we misy de misy ny lehilahy tsy mifora.. tokony vita eo
curiosite sy fanontaniana fotsiny io ry toi!!! sondage hoy ny vahiny!! fa misaotra aloha namaly ramama a!
6. xxx
(
18/06/2006 11:30)
Efa nisy namaly anao tany ho any:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m448364067adf6
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m448363cd751ef
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m448364067adf6
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m448363cd751ef
7. booboo
(
18/06/2006 11:43)
cutecaramel > ié misy, ny gasy lahikely miandry ny fotoana hanaovana didim-poitra azy. Hihihihihi
9. MTN
(
18/06/2006 12:10)
Nojereko ilay jereo eto jereo eto anakiroa eo ambony ireo. Sao dia hanonofy an'izany ary i cutecaramel ny farany.
Raha izaho aloha no anontaniana dia tsia.
Raha izaho aloha no anontaniana dia tsia.
10. rurik
(
18/06/2006 17:54)
cutecaramel:
Ianareo ve mahafantatra lehilahy gasy tsy mifora? na amin`iroe mipetraka an`ivelany aza?
ianao koa toa tsy hay we lhl sa vhv ko ??????
11. mamzelkely
(
19/06/2006 05:40)
impiry averina za ity fanotanina ity klé ande handainga njay za we ts mahalala ka miverimberina fôna le fanotanina:-D:-D
13. LazaRandri
(
19/06/2006 08:51)
tsy mampaninona ny tsy mifora ka, fa ny tsy mifora ara-panahy no ratsy indrindra :)
14. xxx
(
19/06/2006 09:44)
h!h!iih! fa hatao inona kay zany! sa mba mùisy hidirana ny toi fa tsy milay lay tsy mifora sa lol
15. pika
(
19/06/2006 10:31)
fa inona no tena ilaina izany e toa averiberinao foana ilay fanontaniana
sa ianao tsy mifora dia mba te hampahafantatra :-D:-D:-D:-*:-*tsy mbola tara ka azo atao tsara na efa lehibe aza :-*
sa ianao tsy mifora dia mba te hampahafantatra :-D:-D:-D:-*:-*tsy mbola tara ka azo atao tsara na efa lehibe aza :-*
18. cutecaramel
(
08/03/2007 10:15)
Fiffi:
:-D
hehehehehehehehehehhahahahahahaahhihihihihihihihihiuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhuhu hehe za no naharesy e!!!!
19. cutecaramel
(
08/03/2007 10:19)
pika:
fa inona no tena ilaina izany e toa averiberinao foana ilay fanontaniana
sa ianao tsy mifora dia mba te hampahafantatra :-D:-D:-D:-*:-*tsy mbola tara ka azo atao tsara na efa lehibe aza :-*
ahhh..ary mademoiselle an amdame izany anie tena tsy mi-reactuliser pejy mihitsy e...ahhhhh ...misy lehy gasy tsy mifora ary ahy efa tena nahita tao antananarivo-andoharanofotsy tany. Marina hoe fa vitsy ilay izy fa misy ary contrairement amin`ny heritreritrao madame, zanakolona oe tsy dia manana izay ry jareo; sinon a parta n`izay, misy maromaro ihany any frantsa any - satria misy ireo ray amndreny gasy izany miifidy (c`est leur droit hein!!!) tsy manamora an`ireo zanany..eh oui, pourquoi pas apres tout.