ginagina tsy nahita

21. Fiffi ( 20/06/2006 07:01)
22. Fiffi ( 20/06/2006 07:03)
zah aloha raha misy manao ahy an'izany an! de :evil::evil::evil:
Fa zao fotsiny eh! rehefa mbola tsy vonona ny hifankahita an'le namana de aza manomé RDV zany ary mba hasiana fanajana fa tsssssssss
23. diamondra27 ( 20/06/2006 08:12)
tsara kosa izany rehefa mazoto ny hihaona ianareo na de 2jours vao nifankafantarana aza e!

Matoa ange misy le fihaonana de misy izany le fitiavana te-hifandray e!
Ka ny blème de io hoe: pitrapitra sy ginagina io; ka ny mba ialàna @io de tokony ho fantatra tsara aloha oe: avec ki t'as à faire fa tsy oe: nomena RDV de lasa.
Efa naheno zavatra hafahafa ihany manko aho t@io resaka RDV io

Refa tsara de tohizo e!
resaka namana tsotra io lazaiko io an!
24. Fiffi ( 20/06/2006 08:15)
zah zao mba te-hahita an'i diamondra de mba omeo RDV akia zah an! :)
25. diamondra27 ( 20/06/2006 11:48)
fiffi: euuuuuh
lasa mitotototo fotsiny any njy de tsy mahita anah akory an!ginagina eo:-D:-D
tena ratsy fitotona le fangatahana fa surchargé ny agenda fa ho hita eo izany e!:wink:
andraso aloha refa vita ny fety
(fety de la musik, fety ny NY-AKO manao tournée en europe, fety ny gasy =de l'indépendance sy ny carnaval sy ny arendrina.... sy 14 juillet oufffff be fety be akia a):-*:-*
26. Fiffi ( 20/06/2006 15:16)
miala-pà an! =))=))=))=)) laingako akia zany fa de mahavita soa eh! ary ny vac ? rahoviana ?
27. poly ( 20/06/2006 17:10)
andraso eo poly eh
28. totofy ( 20/06/2006 18:22)
:lol::lol:
diams , nefa zah zao vô saika haka rdv efa ampy 6 mois zay zah teto .....:-w:-w:-w:-w nefa enao injay ity no tsy afaka :wink:
29. Fiffi ( 20/06/2006 18:54)
poly:
andraso eo poly eh
tsy zah aloha an! :-D:-D:-D:-D


30. ftma ( 20/06/2006 20:54)
:wink:Izaho aloha miandry an'i zandrikely poly foana e :-*
31. diamondra27 ( 21/06/2006 07:58)
totofy: hihihi, mbola tsy nahazo RDV foana totofy
de mbola miampy ihany 'zany le temps d'attente koa, ka enao tsinona tsy manome le resaka koa:wink::wink:

fiffi:tsy miala pasa zany akia a!be zavatra atao
32. poly ( 21/06/2006 16:06)
de ho ampiandrasiny ianao eh!!!!ho ampiandrasiny eh fona!!!!
33. ftma ( 23/06/2006 19:22)
Tsy hanao rendez-vous @ poly aho izany ko sao ginagina eo :roll:
34. cutie ( 23/06/2006 19:24)
ftma,any italie akia mifankahita a:-D
35. poly ( 23/06/2006 19:27)
hummmmm !!!!sambatra zay mifankahita ampo!!!!!!!
36. ftma ( 26/06/2006 18:18)
Sambatra izay mifankahita ampo sy manaja rendez-vous!!!
sambatra izay mifakatia ampo sy mifanaja ara-po :wink::-*
37. poly ( 30/06/2006 07:21)
mirary soa @ zay tadiavin'ny tsirairay @ zao andro asaramanitra zao
38. Evah ( 30/06/2006 09:33)
poly:

andraso eo poly eh



:-D iny nzay no tena M'lay B
39. poly ( 30/06/2006 19:41)
de tsy azoko ndray zany le we hoy i "poly"!!!!!
40. sipagasy ( 02/07/2006 13:10)
ftma:

Fiffi: marina mihitsy izany aleo mitsotra rehefa tsy te hahita ny namana fa samy manana ny safidiny io
sipagasy:virtoaly mba atao realy e :wink: na tsy manome rendez-vous rehefa tsy te hifakahita :wink:



mmhhh zolie annn za izao tena lafy be nahita ny namana fiffi akia kouuu nahafinaritra be niaraka nandihy izahayyyyy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7163