AIZA NO HISY OLONA MASINA IZANY ETO ANTANY E?
22. marozevo
(
16/06/2006 20:32)
An3 kosa eh... tena manao politika izy... fa ny azy ny politikany dia ny mimenomenona fotsiny....
23. niny
(
17/06/2006 10:24)
Nahoana moa no tsihisy olona masina ,rehefa mahatandrina ireo didin'Andriamanitra moa izy inona no olana, io koa ange miankina fomba fijerin'ny tsirairay e Ndry sarereka ohatra efa zatra mpikarma an' ady @politika rehefa tsy azony ranondronony dia efa tsy izy Firy ny manambola eto madagasikara fa dia tsy mampiasa anizany mba hiteraka asa ho an'ny tanora fa dia tehirizina fotsiny atao odana Nahoana moa tsy hisy olona masina fa rehefa manampitiavana tahaka an'i "RAVALOMANANA"io fitiavana io no mibaiko ny fony ka nanaitarany ny orinasany mba hiteraka asa ho tanora malagasy,mba ahafahan' ny olona mihinana yaourt sy beurre na mahantra izy na manakarena,raha izaho manoratra izao no manambola tahaka Ravalomanana dia no fenoiko orinasa ny fireneko mb hiteraka fampandrosoana ,Rehefa hitady seza mahita vola dholo le maizina fa rehefa hangatahana milaza tsy manana, rehefa eo @ fitondrana tsy hita izay atao fa rehfa tsy eo mahita izao antsanga tsy aman'orana izao ,izay fa @ manaraka e! Aza manahy @izany fa Andriamanitra mbola ao e! Veloma
24. marozevo
(
17/06/2006 12:45)
Raha fahamasinana kosa no resahina dia tena misy be dia be eh... saingy tsy eto no tokony hiresahana izany fa any amin'ny fivavahana sy finoana.
