tovo andrianandrainy.
21. MTN
(
20/06/2006 20:01)
za mahay ny feon'io hira io. tam zay mbola kely io nandeha tam radio matetika. fa za tsy mahay an'izany tondrom-pe izany. tsy haiko hoe in no fika
27. mandrindra
(
22/06/2006 06:53)
cutie, fa lasa inona indray ? kisoa ve ?:-D:-D:-D tandremo fa misy mibedy ianao izany an
fijo, tena tsy hay lesy le izy a
fijo, tena tsy hay lesy le izy a
28. cutie
(
22/06/2006 15:01)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 22-06-2006 11:53:27
Lohateny : Re : tovo andrianandrainy.
cutie, fa lasa inona indray ? kisoa ve ? tandremo fa misy mibedy ianao izany an
mandrindra, tsy omby fa homby ka:-D
39. mandrindra
(
28/06/2006 07:46)
mety foana na andro inona na andro inona, na amin'ny firy na amin'ny firy :lol: