Kelikely ihany ilay paingotr'i mandrindra.... nefa manindrona be.
Raha ny tena marina dia tsy hoe toe-tsaina nentin'ny fanjanahan-tany io toe-tsaina voalaza sy miseho io, fa toe-tsaina napetrak'ilay nitondra nandritra ny plus d'un quart de siècle... fa nampidina an'i Madagasikara any amin'ny ... tsy hay...
Dia mba miezaka manarina isika dia mena be ny sofin zalahy
aza mifidy,fa IZA NO MANDRAHARAHA IZANY? MENATRA RAHA OTRANAO MITENY IZANY SATRIA HITA MITSY OE OLONA TSY MANANA HAZON-DAMOSINA,ny tsy afaka manao izany aza tsy fidiny.
mba asio fieritreretana ihany fa aza de vakina fotsiny toy izany ity toetra.sady lehilahy ny tena tsy mba vonona sy sahy handray andraikitra!LOZA ZANY MARI MARINA MAFY.RAHA VEHIVAVY ZA TSY MBA TIA KOFY TOY IO.
TIRINA ANY RAZOKY NA HOANY NA TSY HOANY A!na de vato fotsy aza.MBA HAJOROY NY MAHA LEHILAHY NY TENA FA AZA SARIMBAVY TOY IO.SA AHOANA RE OLONA?