fanasana

1. trinity ( 15/06/2006 15:42)
jvou invite a visité mon blog laisse vos coms gros bisous a tout le monde
http://www.lovely53.skyblog.com
mci
novalian'i Fiffi ny 19/06/2006 09:20
2. Fiffi ( 15/06/2006 16:16)
Antson'ny fo :?:
3. fasaly ( 15/06/2006 16:32)
:roll::-D:-Dfiffi ato kosa malaky ny oul afaka mitsidika ny bolgy sy ny fametrahana ny cmts kou!:wink:
4. Herimiafina ( 15/06/2006 16:50)
Toa misy kambana hitako tao klé, iza no tena izy amin'ireny e? :wink:
5. vivi ( 15/06/2006 18:04)
mila akama v? sa ahoana e? zao zany ny atao we sipa manja? hay v
6. MTN ( 16/06/2006 16:46)
aiza i Neo amin'io,
7. Fiffi ( 16/06/2006 18:17)
vivi:
mila akama v? sa ahoana e? zao zany ny atao we sipa manja? hay v
tsy azoko ! iza no mila akama ? fa ohatran'iza no hatao hoe sipa manja ?

fasaly kooohhh :-D:-D:-D ka hitako tao @ fitiavana akia io , de hitako ato koh ! :-D:-D:-D :-*:-*:-*


8. Silo ( 17/06/2006 13:04)
tsy haiko na reo no atao hoe manja zany ?
Amiko tsia !!!
9. xxx ( 18/06/2006 07:17)
mba ratsy koa lay trinity le sa te ho hita fotsiny zay mety tony akia mba jerena a revydago.skyblog.com
10. Fiffi ( 18/06/2006 09:30)
xxx: aza manao an'izany kosa eh! fa i xxx zany ve no ...?:roll:
11. MTN ( 18/06/2006 11:56)
(l) fiffi
12. Fiffi ( 18/06/2006 13:18)
13. bonnechance ( 19/06/2006 05:50)
xxx!!!!!De tsy maintsy mitsikera foana ve e! Na tsy manja na manja iza moa no afaka nanamboatra ny endriny? Fidiny ho azy ve ny tsy ho manja . Mety tsy mitovy koa ny fijery ka!Manja izy @ ol hafa fa tsy manja izy aminao.Enao aza xxx!!
14. Fiffi ( 19/06/2006 05:52)
zay indrindra manko!
15. sipagasy ( 19/06/2006 06:48)
:-* samy manana ny nanaovan'Andriamanitra ny endriny io e! sady ny tsara aminao koa anie ka beuuurrrkkk amiko e! hihihhi :-*
16. Fiffi ( 19/06/2006 09:20)
f'ita hoa eh ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3442