Fa ahoana ny fitsipiky ny teny gasy
24. toovs
(
15/06/2006 13:13)
booboo:
toovs > t@ 3eme aza lé prof malagasy manoratra " gn " kouh ! raha tsy zay lé raha ohatra kankana kely mitsivalana ambonin'ny " n " iny no afaka asolo io " gn " io koa hono.
ie iny kankana kely iny no izy amin'ny teny malagasy. satria iny kankana kely iny no manambara fa haingony fotsiny iny ary azo esorina ka vakiana "n" tsotra fotsiny arakaraky ny faritra miteny azy
sambany aho mahare fa prof de malagasy mampianatra tenim-paritra de manao "gn" refa manoratra an'io
asa aloha fa mbola tsy nahita an'io ah.
ny antsika koa ange ny akademia malagasy toa tsy mba sarotiny e. tsy hoatra ny an'ny firenena mandroso. Raha mpitondra gasy ary no tsy mahay manoratra teny gasy amin'ny "communication ataony de toa tsy maninona akory sady tsy mahamenatra
25. toovs
(
15/06/2006 13:16)
lapino:
toovs:
tadidio fa ny teny gasy manana ny fanoratany an'io feo "n" an'orona io fa de aza mangala tahaka be fahatany ny teny frantsay fotsiny
Ahoana kay le izy zany?
Raha samy diso daholo ny "Taolanaro" sy "Taolagnaro", dia ahoana izany no hanoratana azy?
Misaotra an'i toovs nitondra an'ilay precision aloha, fa za koa mba nanafangaro an'io e. :)
fa ahoana moa no diso ny Taolanaro, arakaraky ny faritra miteny azy io ka mety hahita soratra taolanaro misy kankana kely eo amboniny fotsiny indraindray rehefa tiana haseho hoe faritra ivelan'Antananarivo no manoratra azy
26. toovs
(
15/06/2006 13:20)
pissoa:
Fa ahoana marina izany toovs no fanoratana azy? :)
toovs:Raha tsy diso aho dia mifampibaby no fiantsoana an'ireny renintsoratra mifanaranaraka ireny fa tsy mivady :-D:-D:-D ( renintsoratra mifampibaby) - Ahitsio aho raha diso.
mampivady
hi hi hi
ny teny gasy manankarena, ekeko fa fiteny azy koa ny hoe mifampibaby raha "terme technique" fa raha miteny hoe mampivady izany hoe mamikambana dia tsy hitako izay mahadiso azy. Ny teny gasy anie matetika dia manana "sens" be dia be e.
izany hoe tsy diso enao
27. toovs
(
15/06/2006 13:25)
pissoa:
Ka io ñ io koa aza tsy ao anaty abidy malagasy koooo, sa ve ao :roll:
tsy ao anaty abidia malagasy io satria ilay marika kely eo ambony io de haingony fotsiny. izany hoe fanatsarana ny feo fotsiny e. misy faritra mahay manatsara ny feony amin'io ary misy faritra tsy mahay an'io raha tsy amin'ny teny frantsay ka de izay no indraindray anaovan'olona azy io amin'ny litera roa "gn" mba hahafantaran'ny sasany azy hoe ahoana ny feon'io rehefa vakiana.
fa tsara anefa raha misy olon'ny akademia malagasy manazava tsara azy an.
28. toovs
(
15/06/2006 13:28)
lapino:
Andraso kloo fa misy zavatra afangaroko koa : ny trema ve ilay kankana kely amin'ny antsoin'i booboo sa ilay teboka roa milahatra mitsivalana ?
eo indrindra isika, tsy de tadidiko koa na samy mety ireo na ny iray ihany fa ny hany fantatro de toa tsy mety ilay "gn" e. nefa hoy aho aleo raha misy nianatra taranja malagasy tsara sy nandalina azy de tokony mba hilatsaka an-tsehatra e. sa ahoana hoy ianao?
29. toovs
(
15/06/2006 13:32)
Herimiafina:
Ohatra ve hoe:lapigno na koa pisshoa na koa Herimiafigna?
Mety mi-sonne tsara ihany kah! :wink:
misy fitsipikany koa ny fametrahan'ny malagasy sasany an'io fanatsaram-peo io fa tsy izay "n" rehetra izao dia hatsarainy avokoa. arakaraky ny halavan'ilay teny no anatsarana ny feon'ny "n"
30. toovs
(
15/06/2006 13:36)
pissoa:
lapino:Miandry an'i toovs.
Tena na teny gasy ary ity tsy haiko kle! 8O
Dia ahoana amin'izay no fanoratra an'ilay n misy trema ary e? :P
Fa ngah moo misy mampiasa n-trema izany koa fa tsy tilde ihany :roll: (sa seconde derivative :-D:-D:-D )
Herimiafina::-D:-D:-D Fa maninn no tsy Herimiafigna :roll:
Ohatra ve hoe:lapigno na koa pisshoa na koa Herimiafigna?
Mety mi-sonne tsara ihany kah!
efa novaliako io fa hoe aleo hoy aho mba mitady olona nandalina teny malagasy raha te hahalala bebe kokoa fa raha izaho de hoy ah hoe tsy mety ilay "gn"
31. pissoa
(
16/06/2006 09:22)
toovs:Okay :-*
hi hi hi
ny teny gasy manankarena, ekeko fa fiteny azy koa ny hoe mifampibaby raha "terme technique" fa raha miteny hoe mampivady izany hoe mamikambana dia tsy hitako izay mahadiso azy. Ny teny gasy anie matetika dia manana "sens" be dia be e.
izany hoe tsy diso enao
misy fitsipikany koa ny fametrahan'ny malagasy sasany an'io fanatsaram-peo io fa tsy izay "n" rehetra izao dia hatsarainy avokoa. arakaraky ny halavan'ilay teny no anatsarana ny feon'ny "n"Meciii toovs fa izao koa izay vao fantatro. Nampoiziko hoe rehefa "n" dia vakiana "gn" daholo :-*