nanàla henatra an' AFRIKA ny tunisiens omaly!!!

1. 4mimananelatra ( 15/06/2006 05:48)
nanàla henatra ny kontinanta afrikanina ny tunisiens omaly raha nihaona t@ ARABIE SAOUDITE saika resy ihany fa soa nisy ny arrêt des jeux .Ny 2é match nanomboka omaly t@ ALLEMAGNE sy POLOGNE izany no ahitàna izay équipe hangoron'entana ka hody isan'izany aloha i POLOGNE :oops: izay tsy lavitr'i ALLEMAGNE .
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 15:59
2. mandrindra ( 15/06/2006 05:58)
dia nody izany pologne na nampiseho endridalao tsara lavitra raha mihoatra ny fihaonany tamin'i equateur aza. ny vodilaharana dia nilahatra saika manakaiky ny centre ka nanhirana ny alemana mihitsy ry zareo. hany ka voatery nanao dakabe n apasy lavitra avy hatrany any amin'ny mpanafika ny vodilahrana satria tena be olona loatra ny eo anivo.
hita ihany koa fa tsy nanao défense en ligne systematika ny rainiboto fa nampiasa ny couverturen'ny vodilaharana afovoany
3. Fiffi ( 15/06/2006 06:15)
fa nahoana kay no hatao hoe "nanàla henatra" ?
4. mandrindra ( 15/06/2006 07:03)
ka izay vao mba nahazo isa ny kontinanta afrikana ka
5. hery ( 15/06/2006 07:26)
Izany hoe tsy maintsy misy ny resy... fa hitako tsara tokoa ny filalaon'i pologne mihoatra an'ireo firenena lazaina ho mahiratra.

Momba ny afrikana indray, raha tsy manova filalao ry zalahy dia tena tsy ho tafavoaka mihitsy. Individualistes be daholo... kanefa tsy tafavoaka raha vao akaikin'ny harato.
6. Fiffi ( 15/06/2006 15:59)
tsy misy firaisan-kina ara-pilalao fa samy te hampiseho ny fahaizan' tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5632