Vinanto vavy sy rafozam-bavy!!

21. Herimiafina ( 16/06/2006 13:27)
Manahirantsaina ihany ity resaka rafozana sy vinanto ity e!
Ny tena olana dia tsy amin-dry zareo miady fa eo amin'ilay bandy na ilay kala eo anelanelany e.

Ny mahasosotra mantsy dia sady tiana ny reny no tiana ny vady ohatra ka tsy tokony hipetraka mihintsy ilay safidy nefa dai manjary lasa forcé mampisafidy na ny andaniny na ny ankilany e!

Tsy hita intsony hoe iza no harovana.

Ny tena anton,ny olna hita mantsy dai eo amin,ny resaka safidy e! Ny rafozana miheritreritra foana ny olona idealy tiany hiaraka amin'nyz anany ka raha hitany fa tsy mifanaraka amin'izay ny vinantony izay nosafidin'ny zanany dia asehony ny tsy fahafaliany, dai ny an'ny vinanto vavy indray amtetika dia vantany vao mi-percevoir izay tsy fahafaliana izay dia maka defensive ihany koa. :wink:

Ny vaha-olana hitako angamba dia aleo i mamanay ihany no hitady vady ho anah. lol :-D
22. tiatsara ( 16/06/2006 14:26)
Ie, mety koa zay ry Herimiafina a !

Fa nareo ve tsy hilazako e ! za anie manandrana manomé vahaolana fotsiny eo ambony eo e ! fa ny tena marina rehefa ianao koa 'lay kikina kely tsy manam-bola iny, dia tsy mahatolotolotra dia raikitra @ izay ny gidraka ; ka tsy hita intsony zay hiainana e !

Vao maika tokoa loza amin'atambo izy rehefa miampy havam-bady, aoka fotsiny !

Ny tena zava-dehibe, dia ianao hitan'ny vadinao manao ny zava-mahitsy hatrany, tokony ho fantany izay, dia raha lehilahy mba mahitsy koa izy, dia mba misy azy aloha afaka mandamina ary voaaro ny tokantrano @ izay gidraka mety hiseho.

Fa ankoatr'izay dia raha lasany ny akoho, mitady gana izy, lasa ny gana mitady gisa ... tsy mety tapitra io, satria izy mihevitra fa ianao vehivavy io no nanendaka ny tombotsoany t@ ilay zanany lahy, izay tokony ho fantany anefa fa tsy maintsy hanambady na ho ela na ho haingana.
23. Fiffi ( 16/06/2006 15:09)
ny vaha-olanan'i Herimiafina angamba no tena mety , aleo ny mamany no mitady vady ho azy de @ zay sur fa tsy hisy olana mihintsy @ ry zareo.
tiatsara: fa nga kosa de andeha angata-bola any aminy ?
24. pissoa ( 16/06/2006 15:59)
Eo reto dia tsy menatsa akory mifosa rafozana sy havam-bady :°):-D:-D:-D ... mampa-tsy te hanambady tsssss =))

Ary toa i Herimiafina irery no lehilahy ato :-D:-D:-D
25. booboo ( 16/06/2006 16:09)
Miombon-kevitra @ Tiatsara. Kadô kadô ihany dé vita :°), ôtra zay koa ny @ havan-drangahy :°)
26. Herimiafina ( 16/06/2006 17:05)
Fiffi: tsy mety amiko io solution io kah, i dadanay aza zah no nifidy azy, hehehehe:-D

Pissoa: f'angaha mitady hampitovy amin'ny olona no matahotra hanambady tampoka, hehehehe:-D

Pissoa: Ka izaho tsinona mety ho rafozandry any aoriana any kah, hehehehe:-D
27. Fiffi ( 16/06/2006 18:09)
:-D:-D:-D:-D i Herimiafina hono no nifidy ny dadany :-D:-D:-D
28. pissoa ( 17/06/2006 05:01)
Herimiafina:
Pissoa: Ka izaho tsinona mety ho rafozandry any aoriana any kah, hehehehe:-D
Raha tsy taha-dray le HM Jr C. kely iny de tsy kwa kah ;-)
Herimiafina:
Pissoa: f'angaha mitady hampitovy amin'ny olona no matahotra hanambady tampoka, hehehehe:-D
Ka iza leisy no mahalala izay hovantanina any kle :-D:-D:-D
29. Fiffi ( 17/06/2006 13:11)
tsy hitako ry zareo an! satria manko zavatra azo hatao tsara ange ny firesahana sy ny fandaminana sy ny fanakalon-kevitra ka raha ohatra hoe misy olana de mba mifanazava , mba miresaka de heu...eny eh! mety hoe zah angamba no tsy nahazo olana avy @ rafoako ka tsy de arako loatra hoe aiza marina le olana ?
Fa ny tena tsara angamba hialana @ zany olana zany de mipetra lavitra tena lavitra @ zareo ?
30. Silo ( 17/06/2006 15:01)
Amiko indray aloha ny mahatonga ny olana de izao e!

Ady fitiavana no mahatonga ny rafozana hankahala ny vinantony indrindra raha ohatra ka nanampy ny RMD ilay bandy talohan\'ny nanambadianany, ka tsy naharak io intsony izy rehefa nanambady, de eo no miantomboka ny olana.
Ny vahaolana de tokony handefitra ilay vinantovavy, raha tiany ny tokontranony, ary tokony ho tsapany fa io vadiny io de tsy nivoaka t@ vody vato fa t@ ireo RMD, IZany no atao hoe Fozalahy atakalo fozavavy:
31. Fiffi ( 17/06/2006 16:21)
Silo: ka mba tokony takatr'ireo RAD kosa ange fa rehefa manambady ny zanany de any an-tokatranony zany aloha no tsy hataony ambanin-javatra eh!
Nefa moa mety marina mihintsy io lazainao io an!
32. xxx ( 17/06/2006 19:04)
Miarahaba ny namana rehetra.!!
Ary eto aho vao gaga :-w:-w hay tsy izaho irery no mba lasa heritreritra @ty tantara ty.
Fa eto koa aho vao manamarina an'ilay ohabolana hoe
" Raha tiana ny vady,ny rafozana no tsinjovi-mandeha"
Misaotra tamin'ilay soso-kevitra o!!:wink::wink:
33. Fiffi ( 17/06/2006 19:15)
:roll: ka mandeha le adi-hevitra koh! ny fiainana rehetra ange ka maha-lasa heritreritra avokoa eh! de mba tsara ny hahafantarana ny hevitrin'ny rehetra ! sa ahoana hoy xxx ?
34. xxx ( 18/06/2006 16:35)
Miarahaba ny namana rehetra!!
Marina mihitsy zany ry Fiffi a
35. Fiffi ( 18/06/2006 18:20)
Miarahaba an'i xxx koh! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.061