mitady infos Babaique
1. hnini
(
14/06/2006 14:13)
Sao dia mba misy mahalala toerana ahafahana ahitana ny albumn' i Babaique kay sy ny tononkirany koa fa tena tiako be lay artiste nefa tsy mahita infos momba azy mihintsy aho aty andafy.
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 18:35
4. hnini
(
14/06/2006 15:27)
Misaotra betsaka fa voaray soa amantsara ny informations momba an' i Babaique.
Raha mbola misy dia tsy lavina.
Encore merci!
Raha mbola misy dia tsy lavina.
Encore merci!
