NICOLAS SARKOZY DEVANCERAIT SÉGOLÈNE ROYAL AU DEUXIÈME TOUR
23. marozevo
(
15/06/2006 22:49)
Ny vazaha mipetraka any Madagasikara afaka mifidy izay ho filohan'ny firenena nipoirany any amin'ny Ambasadiny.... fa tsy afaka mifidy izay ho filohan'i Madagasikara ? Zany ve ?
25. Fanja1
(
16/06/2006 07:09)
marozevo fa nahoana izy no afaka hifidy ny filoha mpirenena gasy ? izy anga manana nationalité gasy? ny gasy aty en france mitovy tsy afaka mifidy aty raha tss y ttasy vaza
26. Fiffi
(
16/06/2006 08:46)
Fanja: an3 ! tsy izany kah! rehefa misy ny fifidianana filoha aty ivelany de afaka mifidy ireo vahiny fa any @ ambasadiny no hatao ny fifidianana.
Ary isika gasy ? afaka mifidy ve isika any @ ambasadintsika @ desambra io ? io no tian'i marozevo lazaina.
Ary isika gasy ? afaka mifidy ve isika any @ ambasadintsika @ desambra io ? io no tian'i marozevo lazaina.
27. vale
(
16/06/2006 10:29)
Fiffi:de samia mahay manaja ny hevitry ny hafa ftsn de tsy hitombona io eh, tsy mety ny mitompo teny tanfatra, nefa ny sasany koa mba manana ny zvt fantany:!: dia tsy hohainoina ve8O8O? de toute façon, gravy be rah adihvtra mihafara @ "guerre" izany an!! misy zvt hafa ngamba izany:-@!! na dia hoe "ps "ftsn aza!!
possible
zah koa zany te hitsoaka:(,vonjeoooo:cry::cry:
28. prime
(
16/06/2006 11:04)
Mbola "en cours" ny fanavaozana ny lalàm-pifidianana aty ary anisan'ny vao2 ao io fahafahan'ny gasy mifidy io na dia tsy an-tanindrazana aza fa mbola sarotra ihany satria ny "groupe parlémentaire"'ny "opposition" no betsaka hitondra fanavaozana ao @ilay izy....;-)
32. Mifenty
(
18/06/2006 09:02)
aleo zé tsy lany eo arotsaka o fidina any Mada e :-D:-D:-D
io zandrin'i Guillaume io zao tokony mba mirotsaka kandidà any amintsika mba handroaka ny vazaha any kou.
