namana madio possible ve ?

21. arson ( 15/06/2006 05:48)
tandremo ihany fa ny ahiahy anie tsy hiavanana hoy ny fitenintsika Malagasy izay.Raha otra ahy alo de aleoko tsy de miresaka sy mifandray sao tsy fantatra ny fivadihany rasa eo, ny olona ko samy manana ny fomba fisainany aiza moa no ahafantaranao izay any anaty eritreritry ilay iray?.
Apetraho eo @ toerantsika 1 1 kosa aloa le izy e!fa raha izaho alo de saro-piaro e!.
22. Fiffi ( 15/06/2006 06:25)
arakarakin'ny le fisainana hiany io an! Fa ny ahy kosa aloha raha izany de rehefa manambady zah de hataoko @ vadiko ny présentation -n'ireo namako ireo tahaka ny azy koh ! rehefa madio fotsiny ny saina de tsy hitako zay olana.
23. hniala ( 15/06/2006 07:45)
Fiffi:


Fa maninona no hatao ato @ namana vao2 ity dinika ity ? tokony natao tao @ "fitiavana"

Fa le tompom-bady ve aloha mampiseho fahasarotam-piaro ? Raha mampiseho izy de lazaina azy fotsiny hoe namana @ fo madio.
Na izany aza aloha de rehefa manambady de mba tokony hahena kosa ilay fiainana t@ mbola celibat eh!
Ary ireo namana ireo nga tsyfantatr'ilay tompom-bady ny fisiany ?


Ary raha namana vaovao tokoa ?
Zà zao tsy nanana namana lhl taloha de lasa manana zà zao de ny tompombady saro-piaro :cry:
Tena olana goavana sarotra vahàna
:snif:

24. diamondra27 ( 15/06/2006 16:08)
ary heveriko fa hoe: misy namana maloto ato fa tsy madio . Hay rehefa namaky aho de madio hafa dika le izy

Mety ho saropiaro ihany aloha ny vady e!
25. Fiffi ( 18/06/2006 13:41)
hniala: heu...rehefa manambady kosa aloha de tokony hitandrina hiany @ fangalana na faha-nanana namana vao2 an! zany hoe ny tena tsara angamba de mba hatao izay mba mety mba ho namanareo mivady le olona @ zay de mba mandry ny heritreritr'ilay vady.
Tsy midika akory zany hoe rehefa manambady de tsy mahazo maka namana vao2 intsony fa ny tena tsara raha namana vao2 de hatao izay maha-namana azy anareo mivady.
26. arson ( 19/06/2006 11:15)
atovy ihany tokoa ny presentation sao de ahitana olana.De @ zay mba milamina ny saina e!na ny ankilany zany na ny andaniny.Mety mitsy io teneninao io ry fiffi a!
fiffi:Enao alo tena mahay mihitsy e!mahay anle mampiresaka sy mandamina io an!
ahhahahaa!:-D:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 19/06/2006 12:05)
arson: mampiresaka ve zah ? :-D:-D:-D:-D:-D
28. soanja ( 19/06/2006 13:01)
Ny fanambadiana hoy aho miankina amin'ny zavatra telo: fitiavana, fahatokisana ary finoana. Ka na be manana namana tahaka ny inona ianao dia tadidio foana hoe iza no mandeha voalohany. Ny vady dia olon-tiana sady namana. Ny namana dia namana ihany, tiana fa main'ny lafiny hafa. Fa raha misy zavatra hafa mitranga ao (maloto) dia tsy namana intsony ilay olona fa antsoina hoe SIPA izay tena milaza fa tsy ampy ny fitiavana omen'ny vadinao na ianao no tsy tia azy intsony.
29. arson ( 20/06/2006 06:03)
MARINA ZANY E!
:-D:-D:-D:-D:-D
za tsy oe miomehy @ le fahamarinana an!fa mba mitsiky2 @ zay tanora lalandava e!
(l)(l)io mitsy le resatsika eto.
30. Fiffi ( 20/06/2006 19:46)
arson: de io zany no hatao hoe "tsiky de ampy" ? :-D:-D
31. arson ( 21/06/2006 05:35)
io tokoa le hoe MORA DE M'sourire e!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. Dede ( 23/06/2006 08:37)
tisera:

amiko aloha dia malalaka mihitsy ny mpivady hihaona @ izay namana tena tiany sy akainky azy : na namana lahy io na namana vavy , na mitovy na tsy mitovy @ tena . Fitiavan-tena diso tafahoatra mantsy ilay mametra be fahatany saingy , saingy tokony ho voalanjalanja tsara koa aloha ny fotoana hiarahana sns... mba tsy hahatonga takaitra @ fiainan-tokantrano izay tena lehibe tokoa : afaka minamana madio tsara fa matetika ny maha-misy ny indro kely fotsiny indraindray dia lasa toa ny hevitr'ilay namana indray no henoin'ilay vady dia eo no maha-vexé ilay tompom-bady .


Izao kosa aloha eh! Tsy hoe rehefa nanambady ianao dia tsy afaka ny hifandray aman'olona intsony. Afaka mifandray malalaka ianao sy ny vadinao fa ny tena izy dia tokony samy hahafantatra ny vadiny avy ny olona tsirairay. Fantatrao izany hoe: hatraiza no mahasaro_piaro ny vadinao. Koa satria ianareo mivady efa toy ny olona iray dia tsy misy tsy tokony ho fantatry ny vadinao.raha namana madio no resahana dia tokony ho fantatry ny vadinao tsara ihany koa izany ny momba io lazainao fa namana io. Raha toa ka tsy sahy an'izany ianao dia tsy namana madio izany!


33. Fiffi ( 27/06/2006 12:01)
Dede:
Izao kosa aloha eh! Tsy hoe rehefa nanambady ianao dia tsy afaka ny hifandray aman'olona intsony. Afaka mifandray malalaka ianao sy ny vadinao fa ny tena izy dia tokony samy hahafantatra ny vadiny avy ny olona tsirairay.
mihombon-k'hevitra @ i arson .


34. prime ( 28/06/2006 10:06)
ohatry ny mahagaga ihany ny fanontanian'i iaviantsoa, ohatry ny misy eritreritra hafa ihany koa satria amiko toa tsy tokony olana akory ity resahina ity... namana ve dia hisy olana, fa namana tiana havadika sipa no mety hanahirana!!!:-D:-D
35. fens ( 03/07/2006 12:03)
Asa aloha ze hevitrareo fa za mahita oe mety indrindra ra samy kristiana e!
36. cutie ( 03/07/2006 22:30)
namana ve dia hisy olana, fa namana tiana havadika sipa no mety hanahirana!!!

fa ahona no hanahirana:roll:
37. ralevha ( 04/07/2006 14:48)
Za manoratra kalo mbola tsy manam-bady kanefa afaka mamaly soa
38. ralevha ( 04/07/2006 14:59)
za manoratra kalo tsy manam-bady kanefa afaka mamaly soamatsara.1-ny hoe mahasaropiaro ny vady(mety misy fihetsika tsy mazava ataon'ilay pinamana).Akoatra iz
39. arson ( 11/07/2006 05:15)
misy tantara tena marina ity omeko anareo:Mananjoky lahy izaho,izy alo de tsoriko fa tena olona sociable be lery.Commercial lery ao @ toerampiasany noho izany zany izy de mifanerasera betsaka @olona,efa ela izy no niasa tao ary tena mifandray be @ le patron tokoa:na ilay patron lahy zany na le vavy.tena otrany hoe mpianadahy sy mpirahalahy e!tena mifampizara ny manta sy ny masaka mihitsy,fa na de ny vola miditra any @ reo tokatrano ireo ary de fantany tsara.NEFA LAZAIKO ANAREO @ izao fotoana izao fa saropiaro amin'lery ilay rangahy,tsy haiko hoe inona no nahatonga izay aloa fa nanontaniko le zokiko de hoy izy tamiko hoe an3 hotran'ny fihetsiko isanandro ihany fa adalan'lery zany,sady za ko hoy izy tsy manana saina hafa @ madama akory.
Ka ny antony hanoratako io reto de zao a!prime mantsy niteny hoe namana ve de hisy olana de tsy inona fa io ambony io ny valiny.zany ary fantatrizy mivady tsara le zokiko mbola saropiaro izy fa vao maika ny iray ihany no mahafantatra tsy LOZA A!
Za aloha mbola tsy manambady fa tena hitako hoe manahirana le manambady e! indrindra eo @io resaka namana namana io.Isika olombelona anie reto samy manana ny sainy sy ny toetrany ka sarotra be ny maminany izay KA NOHO IZANY DE:aleo mitandrina ihany fa RAMALINA AZA ANIE MIFEHY HAZO TOKANA E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6177