voyage!!!!

1. little ( 14/06/2006 10:03)
:lol:
mitady namana ho any @ pole sud!!!!:lol::lol::lol:
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:34
2. diamondra27 ( 14/06/2006 10:08)
aiza moa zany pole sud?:wink::P
mila raybann angamba sy satroka
3. little ( 14/06/2006 10:11)
ie de maillon deux piesy!
4. Fiffi ( 14/06/2006 10:31)
fa aiza marina le haleha ? vague le pôle sud !
5. mamzelkely ( 14/06/2006 11:23)
aiza zany pôle sud any am nord ve :roll::°)
6. little ( 14/06/2006 11:23)
Ile kergulen aloha de cap sud-sud e! eight below;-), fa zao za tsy afaka mandeha hatrany @ faran'ny voyage fa ao Dago aloha no midina de ze afaka manohy!
7. MTN ( 14/06/2006 11:27)
Misy centre scientifique an'ny allemagne any an. IceCube izay no anarany.
D misy pinguin fa nikatso tany dago koa ilay izy fa lay lasantsy "just wave".
8. booboo ( 14/06/2006 11:28)
:-D
9. mamzelkely ( 14/06/2006 11:31)
jre zany izy kay hanary andalana le little aleo hilamina njay zany klé :-D:-D
10. little ( 14/06/2006 11:46)
za ky tsy manary an-dalana fa misy olona jereko zay fotsiny ao dago an! ie le pingu kely reny anie no manao accueil any e!
11. xxx ( 14/06/2006 11:48)

an3 ka, pole sud mangatsiaka be ohatry ny pole nord ihany. 6 mois tsisy masoandro :wink:
Tsy aleo ve makany Rio de Janeiro na Honolulu lol

bonne sansa :D
12. mamzelkely ( 14/06/2006 12:09)
little iza le jerenao ao dago :-w sô de za :°)
13. little ( 14/06/2006 12:17)
:oops: kobo kle!:oops::oops::oops:
honolulu ndray hono e!!!
14. Fiffi ( 14/06/2006 14:25)
15. naughtyboy ( 15/06/2006 08:26)
mafana tsara ve kalou any@ pole sud any fa sao resaka andraso eo poly ..brrr
ra tsy zany de aleoko mitady kil iaraka amiko any Bora bora aza fa tonga de lasa zao..
16. Fiffi ( 15/06/2006 08:56)
zao rahoviana ?
17. naughtyboy ( 15/06/2006 19:55)
zao ra vao mahita kil iaraka ho any e..
18. diamondra27 ( 16/06/2006 05:20)
little: lool @ le 2 pièces

naghtyboy: 'za te ho any
fiffi: na de 'zao de 'zao aza tsy maninona e!
19. mamzelkely ( 16/06/2006 05:22)
hummm zany hafanana zany zao no ilaiko fa aty efa frizy beuu klé :roll:
20. naughtyboy ( 16/06/2006 06:16)
diamondra :tonga zany de lasa zao makany2 .. fa tena nosy kely mahavarina tkou izy io ao micro-polynesia ao ny plazy mo de tsara lavitra nony waikiki beach ,fasika fotsy madinika kely lanitra manga2 amboary aingana ny entana an..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1917