fa inn no tena dikany ilay ditra?

1. Aino ( 13/06/2006 15:36)
tadidiko tsara izany t@ izaho 14 handray 15ans, de le mandende miaraka @ namana hireny, telo mirahavavy izahay no niaraka tenyandalana, znay hoe sady nandende izahay no nande naka zavatra tany atrano teny aho.
izy mirahavavy moa efa samy mahalala sipa dol, izhao hirery no tsy mieritreritra nany hiresaka eny andalana hoe " bogosy kosany izany bandy izany ko" sns...
nony ande hody izany izahay telo mirahavavy de ny andro efa arivariva ka tsy de nisy vam nandalo firy tsony!! io ora io nefa mbola tsy ora fiodiko kanefa efa lalany ande hody izahay. de teny andalana de nisy any hireny taxibe avy nihasa hireny, de nijanona teo alohanay ka nilaza ny sofera sy ny resevera hoe ho aterina ve nareo!! de izy mirahavavy samy maika ny hiakatra hangana dol, fa izaho no tsy niherika, de noforiseny izy roa aho mba hiakatra fa tsy nety mihintsy fa ny navaliko hoe ! manana tongotra roa aho ny hodiko na dia mbola lavitra az any trano" de izy roa vavy nakeny @ le bus fa izhao nizotra nylalako ihany, avy eo moa izy roa de nihidina ka nanaraka ahy moramora avy ato ariana!!
ka nony tong atany atrano ka enony lehibe ny resaka de hoe maditra hono aho!! nefa tsy nisy zavatra nataoko ankory!! fa inn no tena dikany ilay maditra eh?
2. fasaly ( 13/06/2006 16:02)
lava lotsa aky aino a!
fa toudé valiko araka ny titre ny dinika anjy an!
ny hatao hoe ditra de ny manao ny zavatra voarara na tsy tokony hatao! mafiloha:wink::-*
3. fameusecousine ( 13/06/2006 16:06)
ilay ditra de rehefa tsy mifanara ka @ heverin ny besin ny maro ..oh akanjo fohy ..bla22222222222222 fa any aorian rehefa d accord ny ehetra de tsisy ditra intsony :lol::*
4. Aino ( 13/06/2006 16:09)
fameusecousine ny akandro foy kosany aloha tsy ditra eh!ny monde rehetra no manao akandro foy!!

fasaly izaho kosany aloha manao ny zavatra mety faona matetika eh.
5. Herimiafina ( 13/06/2006 16:29)
Ny ditra voalohany dai ilay tsy miheritreritra afatsy ny tenanano sy izay mahasoa anao toy ny manao ny hafa tsy mi-exista sy manao izay manafitoahana azy.

Rehafa mipoitra ao amin'ny olombelona izay hoe soucis pour les autres izay noho ny fahamatorany dia manomboka manmpahendrena izy izay.

Ny akanjo fohy misy maha-ditra azy misy tsy mahaditra azy.

Manaova ianao silipo fotsiny eny andalambe dia manaova ianao silipo fotsiny eny amin'ny plage dia hitanao fa tsy hitovy izany.

Midira ihany koa bar miaraka amin,ny mini-zipo ohatra dia midira synagoga miaraka amin,ny mini, dia hitanao fa tsy hitovy izany.
6. Fiffi ( 13/06/2006 16:30)
fa inona aloha nonahatonga an'i Aino nanao an'ity dinika ity ? nisy zavatra nataonao angaha de no nolazaina hoe ditra ? satria raha io fotsiny ve de nahazo teny enao ho naditra na maditra ? ary matoa ny olondehibe miteny an'izany heu...misy antony ao.
7. fasaly ( 13/06/2006 17:05)
Aino:

fameusecousine ny akandro foy kosany aloha tsy ditra eh!ny monde rehetra no manao akandro foy!!

fasaly izaho kosany aloha manao ny zavatra mety faona matetika e!


weeeeeee! marina ny anjy aino, ny manao akanjo fohy tsy maditsa zany lol!:wink:

non! tsy injy nge no lazaiko ann'io fa mametraka fanontaniana anjy de valiko hoe io no hatao ho maditra e! ka raha tsy manao zavatra tsy tokony hatao zany njy de tsy maditsa!!!!:wink::-*
8. Aino ( 13/06/2006 17:17)
tsy manao anio aho ka!!:-*:-* raha ilay nolazainy fameuse no lazaina de samy maditra izany tsika sy ndry lol
9. fameusecousine ( 13/06/2006 18:02)
aza mi se referer @ olona ho ah ry HM;-);-)
10. Fiffi ( 13/06/2006 19:08)
Aino: ary efa napmetrakao t@ ireo olona nilaza anao fa maditra ve aloha ny fanontaniana ? hoe raha nilaza ry zareo hoe maditra enao ? Tokony hanontaniana ry zareo de ho fantatrao ny antony!
11. soanja ( 14/06/2006 03:03)
Ny ditra amiko dia manao zavatra tsy mifanaraka amin'ny norme omen'ny societe harahina. Ohatra raha mpianatra ianao dia mila mandeha mianatra ara-potoana, mody ara-potoana ary mahavita devoara ara-potoana. Ny zavatra takian'i fiarahamonina Malagasy dia hoe tsy hanao sipa raha tsy hoe efa hanambady sns, nisy fisehoana tamin'ny RAD ary tsy mody tara ka raha hafa no izay no hita d'efa maditra izany ianao aminy. Raha vady indray dia hoe tsy fotsy varavarana, tsy mifoka , tsy migoka ary tsy mamono vady, mahakarakara trano sy ny zanaka ary mahavita adidy amin'ny fianakaviam-bady sns... Rehafa dinihina aloha dia mety maditra daholo ny olona fa amin'ny lafiny samihafa.
12. pissoa ( 14/06/2006 06:34)
Soanja:

Ny ditra amiko dia manao zavatra tsy mifanaraka amin'ny norme omen'ny societe harahina.
Mitovy hevitra amin'i Soanja. Eo imason'ny olona dia io no atao hoe maditra.

Noho izany - raha misy miteny ianao hoe "maditra" dia tsy voatery ho nanao zavatra ratsy, fa mety tsy niray tsikombakomba na tsy miray hevitra amin'ny ratsy ataon'ny societe fotsiny. Ie - misy zavatra ratsy mantsy tian'ny fiaraha-monina ho imposer-na amintsika, ka raha tsy manaraka iny isika dia lasa "maditra" ... eo anatrehan'ilay fiaraha-monina.
13. Aino ( 14/06/2006 06:55)
Aino: ary efa napmetrakao t@ ireo olona nilaza anao fa maditra ve aloha ny fanontaniana ? hoe raha nilaza ry zareo hoe maditra enao ? Tokony hanontaniana ry zareo de ho fantatrao ny antony!

efa mba nanotany ihany aho fa ny antony nilazany any izany de izaho hono miaraka @ olona maditra ka kaontiny maditra ihany izany!!
14. ravakamalala ( 14/06/2006 06:55)
ny maditra izany dia ny olona tsy manara dalana.

ary misy koa anefa le hoe "revy sa ditra". amiko ny revy dia mba feeling miainga fotsiny , ohatra hoe : mifoka sigara, misotrosotro, mitaingi-tamboho harivariva, mi-ram's na mi-gretra, (hihihi), tsy mbola misy manahy ireo , fa rehefa atao diso tafahoatra sy entina anombana tena sy anelingelenana ny hafa dia amin izay fotoana izay izy no lasa ditra
15. Aino ( 14/06/2006 07:08)
de izhao izany sady tsy be revy no tsy maditrako!!
satsia samy tsy misy hataoko dol hireo!!:D
16. mamzelkely ( 14/06/2006 07:16)
inn n ditra kalou za hiconsulter dico fa iokozvt anisany ts haiko valina :°)
17. sakaizakely ( 14/06/2006 10:51)
Indraindray koa rehefa tsy mifanaraka @ sitrapon'ny olondehibe fotsiny dia tonga dia mahazo an'le maditra. Na koa le sipakely mba te hanao jejojejo de mahazo koa. Différence de feeling zany angamba ataoko e ! Taloha ohatra lazaina fa raha vao mampiaraka dia atao hoe maditra. Dia tena vieux jeux tokoa ny oul rehefa antitra an ! Nefa toa hoatra fialonana fotsiny satria ny fiainandry zareo sy ny fahatanorany toa tsisy feeling mintsy fa coincés be maotina be mandreraka. Ataovy izay mahafinaritra ry Aino fa tadidio fotsiny "quoique tu fasses, fais le dans la dignité pour ne jamais en avoir honte quand tu regarderas en arrière dans qqs années":-*
18. Aino ( 15/06/2006 07:33)
Lohateny : Re : fa inn no tena dikany ilay ditra?
Indraindray koa rehefa tsy mifanaraka @ sitrapon'ny olondehibe fotsiny dia tonga dia mahazo an'le maditra.

ka raha izaho indray anie de mba manaraka ny tenin'izy hireny faona eh!! fa izhao kosany ve tsy mba hiaraka any namako!! na maditra aza ry zareo izaho tsy hanaraka azy haditra fa hanaraka azy mba hifaly sns @ maha pinamana!!
19. dailynews ( 27/06/2006 16:33)
matetika ami ny gasy ny hoe maditra raha ankizy dia tsy mihaino teni dray amandreny, rehefa mihalehibe ianao ka misy miteny hoe maditra, dia mety ohatra mba jejojejo iny ianoa dia mba manao maquillage kely dia mba manao sipasipa kely, dia na mifoka sigara, dia manana namana betsaka, dia ho an ny bandy, be namana ihanykoa dia mba mody harivariva kely, dia misotrosotro kely...as ae..zavatra tahaka izany dia na raha mba mihoatra ny 3 ny sipa hiarahanao, tys hoe miaraka an fa nisaraka dia niaraka tamin' ny vaovao dia manomboka miteny ny olona hoe sipa maditra fa mihodina sns......samy hafa e, culture samihafa. indraindray mandreraka ahy ny mieritreritra azy. angamba ny voambolana no tsy ampy hilazana azy ka na inona na inona dia maditra ianao...
tys mahafinaritra mihitsy ilay lazai ny olona hoe maditra indrindra rehefa mba miakatra iny ny taona
20. dailynews ( 27/06/2006 16:37)
en plus tena samihafa mihitsy fa ami ny malagasy izany hoe tsy mba manana namana izany fa mipetrapetraka mangingina sy tsy be resaka dia tena tahaka ny hoe hendry, ny ami ny amerikana ( tsy haiko ny sasany ) izany hoe olona tsy mba manana namana sy tsy tia miaraka amin olona izany dia tahaka ny hoe manana olana ara tsosialy ianao fa ny ansisany hi mesurer ny anao dia ny hoe be namana ve ianao sns.... izay ilay mahasamihafa azy raha ireo roa ireo aloha no comparer na
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4885