tovo j'hay

41. MTN ( 14/06/2006 00:06)
chatroom chatroom atsy ambadika.
42. Fiffi ( 14/06/2006 04:18)
43. ravakamalala ( 14/06/2006 06:15)
pissoa >misaotra akia a
=))=))=)) nisy akitoraka voninkazo ndray tato. sa toraka bilao? =))=))

hitanareo fa niova izy? ohatran ny sanatria olona marary izany.

Za tara amin ny tovo j'hay taloha!
44. rurik ( 14/06/2006 13:37)
ravaka mba mampiresaka aky aho an h hi hi hiitanjy ve aloha le sary nolazaiko e.
45. Fiffi ( 15/06/2006 05:50)
ravakamalala: ary @ zao fotoana izao ?
46. ravakamalala ( 15/06/2006 06:23)
an3 , tsy tara aminy iintsony aho fa izy oa lasa mibinabina be, be loatra angamba ny taux d'albumine-ny, sao dia mba bevohoka izy?

i ra kix ndray zao no tiako!!(l)
47. MTN ( 15/06/2006 07:21)
hay de artiste foana izany izy io?
48. Fiffi ( 15/06/2006 08:19)
bevohoka ?? i tovo j'hay ?? :-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 15/06/2006 11:51)
I Ra-kix indray ve izao no tian'i Ravaka, anjaso hitadiavako sarin'i Ra-kix mibinabina koa ndry zianyde hita eo indray e! hehehehe:-D
50. pissoa ( 16/06/2006 08:40)
:roll::roll::roll:
51. Fiffi ( 17/06/2006 20:12)
:roll:
52. 12 ( 19/06/2006 07:36)
ravakamalala:

fa naninona ry reto i tovoj'hay no lasa ohatran ny mibinabina be ohatran io? lasa ratsy tarehy be mihitsy nefa talou izy tena nahafatifaty be mits
http://www.malagasy-people.net/photos.php anie e!

na koa http://www.malagasy-people.net/photos.php

fa naninn ary?


marina an ky zany ry ravaka tena lasa ratsy marina izy na mety manambotra tarehy dia tsy nety.na be mony.no sady mampatahotra ihany.tokany makany @dermatologue izy .amin'izay ba bogosy:lol:
53. Fiffi ( 19/06/2006 09:24)
zany ?
54. Fiffi ( 19/06/2006 09:25)
nefa raha tena hoe fan aloha de mahita azy ho bogosy foana kosa angamba eh ? zah aloha tsy fan eh! :)
55. MTN ( 19/06/2006 10:46)
za fanina mahitsiny nahita azy.
56. Fiffi ( 19/06/2006 11:01)
zany an ? de mbola hanohy hijery azy foana ve ? :-D
57. rakotomilay ( 20/10/2006 21:47)
makorely artista koa i ravakamalala:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4994