Namana hamonjy fety any Washigton

1. hesham ( 09/06/2006 13:03)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Mba mitady namana aho hamonjy ilay fety fankalazana ny fahaleovantena amin`ny 23 juin any Washigton raha misy. Tsy te ihanahana zany za ny tena marina hihihihi.
Misaotra mialoha
novalian'i Zina ny 16/06/2006 13:28
2. little ( 09/06/2006 13:33)
ZA METY HO ANY AN-ERITRERITRA RY HESHAM AN, AO FA ARAHAKO TOSIKA E! laingako e, mahereza fa tsara re zany e! inn ty hatahorana, nga manaikitra ny amerikana? ra manaikitra anao de kozio za fa ataoko lisaka. ok! bon voyage
3. soanja ( 09/06/2006 13:43)
hesham, raha tsy tampoka loatra ilay izy dia mba nandeha niaraka taminao tany izahay aty andrefana saingy tampoka sady lavitra ihany ny misy anay i Washington. Ilay any amin'ny Smithsonian ve no andehananao? Mahakamo tokoa ilay mandeha rery any sady tsy mahafantatra olona (Gasy ) any o. Saingy tadidio fa cool be ny Gasy indrindra raha aty US. Hohitanao fa tsy hangina ianao rehefa any. Atombohy amin'ny Manao ahoana nareo fotsiny ny resaka.
4. cutie ( 09/06/2006 16:54)
hesham, efa azon-jy nga ny prog @ io ??//
Miodina kely aty amiko de handeha za hihihihihii:*:*:*:*:*
5. cutie ( 09/06/2006 16:56)
hesham, misy oul haiko handeha fa asaoko manoratra any @ njy izy :*
6. miserana ( 09/06/2006 17:17)
Sali daholo an,

angah efa tena raikitra ny any Wash ny 23Juin sa ilay zovyband manao fety io. Misy koa ilay smithsonian mantsy an. Raha sendra mbola mila fety hafa koa dia ho avy eto Rija, Luc sy Maheryhttp://marovavy.funtigo.com
. Izay aza fa dia hifanena izany ny namana e.
7. cutie ( 09/06/2006 17:41)
miserana,tsy misokatra le link :cry:
8. Herimiafina ( 09/06/2006 18:46)
Tsy maintsy misy ao e! tedavo ao ihany. Ngodabe io tanana io.
9. cutie ( 09/06/2006 19:08)
:-D
ndao hiaraka ho any e
10. Fiffi ( 09/06/2006 19:23)
hesham: nefa toa betsaka hiany ny namana any an!
11. Herimiafina ( 09/06/2006 19:32)
Feno mihintsy any akia ry Fiffi an!
12. cutie ( 09/06/2006 19:56)
Tsy te ihanahana zany za ny tena marina hihihihi
hesham

tsy ihanahana mitsy njy ka:-D
13. Fiffi ( 10/06/2006 04:12)
Herimiafina: fa asa raha mba mpikambana eto na tsia fa toa tsy mbola nisy namaly ?
14. hesham ( 10/06/2006 13:23)
Misaotra anareo rehetra namaly ooo.
Herimiafina za zao mba nanantena be hoe tonga any lah ngamba huuuummmm.
Cutie, asaivo manoratra amiko ilay olona andeha fa matsiro kokoa ny fety raha maromaro tafaraka hihih.
Miodina be raha mbola mandalo any aminareo ry cutie sady efa zoma apres midi zay miala aty New York .
Fiffi nji tokony mandeha amizay masaka be ny fety.
Miserana , ilay ao @ Smithsonian za tsy afaka fa ny 23 juin ihany za no afaka . Ie i zovyband no mampandihy.Ilay mahery luc sns ... za tsy afaka fa efa any Mada za amizany, ataovy ao ny antsika rehetra eee.
Soanja , de maninn zao ianao raha mba mande hihihi.
Little , hihihihi dia eritrereto koa fa milay be ny fety sy ny kaly ary ny revy hihihihihi

15. miserana ( 10/06/2006 14:32)
16. Fiffi ( 10/06/2006 15:59)
hesham: heu...ny ahy aloha efa vita ny programako fa ho any Lille aho @ io fety io an!
17. cutie ( 10/06/2006 22:16)
merci miserana, hita le izy :)
18. cutie ( 10/06/2006 23:38)
Mpandefa : hesham [

Cutie, asaivo manoratra amiko ilay olona andeha fa matsiro kokoa ny fety raha maromaro tafaraka hihih.
Miodina be raha mbola mandalo any aminareo ry cutie sady efa zoma apres midi zay miala aty New York .

aleo zany za aty ihany no handihy e :wink:
19. Fiffi ( 11/06/2006 04:29)
little: de araho moramora ao eh! fa aza hatosika be loatra :-D:-D
20. little ( 12/06/2006 05:49)
Fiffi: ka aziza koa moa no hametrahako ny tanako @ fanosehana azy e?:?::?::?:
Manaova fety samba tra daholo ry retio an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2446