1
41. ravakamalala
(
11/06/2006 14:33)
non ry reto an, tsy zany io fa 1, 2, 3, sege
4, 5, 6, sege
o randremoro
de tsy haiko ny tohiny
môréfrantsa a!
aza mandendé sans permis!
ding deng dong
avokony ny tongotra fa manitra be
47. pissoa
(
12/06/2006 10:12)
dadabe:Iny eny i Papi fa nandalo teto kle :-*:-D:-D:-D:-D:-D
anjekaky oo:roll::roll: efa mivaha kely ireto kilonga marina :roll:
48. little
(
12/06/2006 10:13)
iza moa ry dadabe no harahanay eo an, zay natoronareo taloha ihany anie no haverinay e!
fa zao kosa an, zay aloha tsy handaka rindrina fa sao misy lahi-antitra mort eo e! Aza misy anie zany!=))=))=))=))=))=))=))=))
fa zao kosa an, zay aloha tsy handaka rindrina fa sao misy lahi-antitra mort eo e! Aza misy anie zany!=))=))=))=))=))=))=))=))
50. mandrindra
(
12/06/2006 12:15)
mamzelekely, bon ap ho an'ilay mpihinana, fa tsy aiko aloha hoe iza no mpihinana. dia hono hoa, inn kay ny kilalao ankehitriny satria tsy manao kilalao taloha tsony zany zao :-D:-D
52. mamzelkely
(
12/06/2006 13:51)
mamdrindra ny kilalao am zao ftôna ny net ka :-D:-D de inn ko re ee de mhhhhh...:roll::-D:-D
54. mandrindra
(
13/06/2006 07:17)
mamzelkely, le net efa haiko fa le inn koa re ee no tiako ho fantatra :-D:-D
57. mamzelkely
(
14/06/2006 11:40)
=)) enao ve ry mandrindra de ts mahay an le inn koa re ee hummm :-D:-D
59. mandrindra
(
15/06/2006 06:33)
ka ny inn koa re ee ana no haiko, fa ny inn koa re ee an'i mamzelkely mbola tsy haiko, fa maphafantaro ahy dia ampianro ahy dia hiaraka hilalao isika raha toa ka haiko le izy :-D:-D