honohono nefa mety marina...

1. victime101 ( 08/06/2006 12:29)
Malàza eto @ tanàna fa miaraka izy 2 kely ireto.Eny e vie privée ny moa ilay izy , fa ny mampalahelo fotsiny dia ralehilahy efa manambady!!!!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-33035.htm
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:31
2. Fiffi ( 08/06/2006 13:35)

Honohono !!!! de ahoana ? ka raha miaraka azy ry zareo , aiza ny olana ? sady vie privée-ny hiany koh ka tsy hitako hoe maninona ? :roll:
3. Herimiafina ( 08/06/2006 13:52)
Eny e! Ny vy koa tsy mikitrana irery ary tsy irery eto antany tsy akory ka invisibla. hehehehe:-D
4. Fiffi ( 08/06/2006 13:55)
Herimiafina: fa na izany aza , le honohono io ange ka tena manimba zava-dehibe mihintsy eh!
5. Herimiafina ( 08/06/2006 14:00)
Ka matoa misy ny honohono dia misy fihetsika tsy voatandrina tao.

Tadidio fa tsy ny manao na mifampitantana na mifanoroka eo amin'ny molotra ihany no atao hoe mampiaraka na maditra mampirafy, vatany vao nanome doute ny sain'ny vadinao ianao amin'ny olonkafa iray dia efa possibla tsy mety.

Tery saina io fomba fijeriko io hoy ireo mpanao azy izay.
6. hery ( 08/06/2006 14:20)
Elah ve mandre dia ny vadiny tsy handre :-)

Matoa mbola mivady izy roa dia tsisy blem...

Kou raha tsisy blem in no blem? :-)

Sa saika nokafirinareo ilay sipa? :-p
7. Fiffi ( 08/06/2006 14:29)
:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 08/06/2006 15:12)
hery:

Sa saika nokafirinareo ilay sipa? :-p
:-D:-D


9. Herimiafina ( 08/06/2006 15:21)
Renjekaky oo :{:{
Favy kosa marian le sipa klé. Zah zany te hikafiry kou klé. hehehehe:-D:-D
10. Fiffi ( 08/06/2006 15:26)
fa zao anie no mba zavatra mahagaga ahy an! raha vao mahita olona miaraka ny sasany tonga de hoe.... de iny fa lasa le honohono , fa maninona aza raha mba hovaina kely le fisainana kay ? sady @ zay honohono ! heu.... dia indro fa voasarika @ zany zavatra tsy mitombona zany ? Aiza moa no ts hisy foana ny olana ?
11. rhaingo ( 08/06/2006 15:36)
hita hoa ry fiffi:oops:, dia ahoana koa izany izy roa kely ao @ tarika ZAY
12. Herimiafina ( 08/06/2006 15:38)
Fa izao e!
Mailaka isika miteny hoe tsy mitombina, fa aiza ny porofo?
matoa misy miteny dia tadidio fa misy possibilité roa foana, na mitombona na tsy mitombona fa tsy voatery hoe tsy mitombona foana koa.

hadihadio aloha, hidiro aza asiana indrafo.
13. Fiffi ( 08/06/2006 16:33)
Herimiafina:
Fa izao e!
Mailaka isika miteny hoe tsy mitombina, fa aiza ny porofo?
ka aiza koa aloha ny porofo fa marina izany eh ? izy aza nilaza fa "honohono"


14. bellla ( 08/06/2006 16:45)
honohono, vao zao alou zah vao maheno an'izany e!
mety ho marina tokou ve?:roll:
tsy azo lavina alou satria ny iray ny vhv ny iray lhl sady tsy mpianadah rah teo kou.:wink:
15. Herimiafina ( 08/06/2006 17:20)
Ka izay anie ry Fiffi e! Ny iray mailaka hiteny hoe mitombina, ny iray mailaka ny hiteny hoe tsy mitombina nefa samy tsy misy manana porofo, na porofo namboarin'ny saian daholo.
hehehehe:-D
16. Zina ( 08/06/2006 18:37)
kala tsara tarehy kely ko tsy hanaitra azy?
17. Fiffi ( 08/06/2006 19:12)
Herimiafina:

Ka izay anie ry Fiffi e! Ny iray mailaka hiteny hoe mitombina, ny iray mailaka ny hiteny hoe tsy mitombina nefa samy tsy misy manana porofo, na porofo namboarin'ny saian daholo.
hehehehe:-D
de rfehefa samy tsy manana porofo de tsy miteny na inona na inona raha izany. samy manana ny fiainany koh.


18. Herimiafina ( 08/06/2006 19:24)
Aty amerika feno soratra ny arabe hoe: NEIGBORHOOD WATCH, ny dikan'io de tsy irery ianao fa misy mpitazana ka tandremo ny fihetsika.
19. Fiffi ( 08/06/2006 19:46)
de mitovy any dago koh ve io ?
20. hery ( 08/06/2006 20:52)
Ho anah alou tsisy blem mihitsy... tsy voakitika amin'izany ny interet-ko... na ny interet public :-)

Raha mikasika ny anabaviko kosa izy dia mety hiakatra aho lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.755