Cocktail de bienvenue

1. mitiaho ( 08/06/2006 11:29)
Sao mba misy afaka manoro hoe inona avy ny karazany atao amin'ny cocktail
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 06:00
2. Fiffi ( 08/06/2006 12:13)
mitiaho: ireo misy au choix http://www.aufeminin.com/world/cuisine/boitearecettes/search.asp?motscles=cocktail
3. Fiffi ( 08/06/2006 12:14)
hummmm ! ity aloha no tena :miam::miam: be an ! http://www.aufeminin.com/w/recette/r218/cocktail-peches-champagne.html
4. Rafotsy ( 08/06/2006 12:32)
Ireo nomen'i Fiffi ireo ! Fa ny mora indrindra dia kir (vin blanc + crème de cassis ) , na koa raha matevina ny portefeuille dia kir royal ( crème de cassis + champagne ) !
5. Fiffi ( 10/06/2006 05:20)
Rafotsy: hatao mousseux :miam::miam:
6. diamondra27 ( 10/06/2006 12:43)
rafotsy::wink:
io akia no milay a!fa 2 verres ihany fa tsy mihoatra ny ahy sao de lasa miteniteny foana refa avy eo, be resaka:-D:-D
7. vale ( 10/06/2006 13:30)
Rafotsy: rafotsy moa namako ôôô:wink:! mpankafy cassis:-*:-*:-*
Fiffi: mmmmmmmmmm, manja be! (l):-*:-*
8. vale ( 10/06/2006 13:36)
mitiaho: décoration tsotsotra ho an'ny cocktail tsisy alikaola,
ny molotriny vera ahohoka eo ambonin'ny sirop,, avy eo akasika siramamy indray,mmmm! dia manaova fety sambatra e!;-)
9. Fiffi ( 11/06/2006 06:00)
de aza hadino zah hanandrana :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0739