Ratatouille niçoise

1. fiaritiana ( 07/06/2006 09:15)
sôsysôsy indray ity hihinana vary raha maina ny loaka!
Pour 4 personnes :
- 100 g d'oignons
- 250 g de courgettes
- 250 g de tomates
- 150 g de poivrons
- 2 gousses d'ail
- 1 dl d'huile d'olive
- Sel
Il n'entre pas d'aubergines dans la vraie ratatouille niçoise

tetehina manify ny oignons sy ny courgette
Esorina ny hoditry ny voatabia ,tetehina manify ny poivrons dé totoina ny tongolo gasy
Arotsaka anaty lapoaly ny menaka sy ny tongolo oignon
sautena kely dé arotsaka ny courgette, ny poivron, ny voatabia ,ny tongolo gasy
Sautena indray aloa, dé saromana dé mijotena dé vita

zay indray aloa fa mazotoa e!
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 11:09
2. tisera ( 07/06/2006 09:21)
:D misaotra an! :miam::miam:
3. Fiffi ( 08/06/2006 12:19)
heu... ny ahy aloha ny fihinanako ratatouille de tsy hataoko laoka zany fa efa be legumes i de ampy zay koh ! fa aza hadino ny manisy sakay kely an!:miam:
4. vale ( 08/06/2006 16:42)
hihihi, ny ahy indray ny ratatouilles afangaroko @ akoho dia hohaniko miaraka @ coucous fa tsara koa an! andramo ange e:wink: oops, ny sakay :miam:tsy hadino!,mci fiffi:wink:
5. fiaritiana ( 08/06/2006 19:28)
tsy hadino marina ny sakay kou!!
6. vale ( 08/06/2006 20:34)
:miam::miam:
7. Fiffi ( 10/06/2006 05:22)
vale: de raha hasiandry akoho akia de lasa recette couscous indray koh!
8. vale ( 11/06/2006 11:31)
ié, ko izay indd no mampiome ahy, fa tsara ary koh!:°)
9. Fiffi ( 12/06/2006 18:54)
:miam::miam:http://www.supertoinette.com/recettes/ratatouille_nicoise_to_de.htm sady mianatra manao an'le izy an! :)
10. vale ( 13/06/2006 00:14)
fiffi: tsy nivoaka ilay izy !;-);-)
11. Fiffi ( 13/06/2006 11:09)
vale: :oops: ny aty koh aza akia tsy nety nisokatra intsony an! Fa ity misy http://www.cote.azur.fr/recette_ratatouille-nicoise_8.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4783