Clémence pour les familles de sans papiers "les plus intégré
21. vale
(
08/06/2006 22:05)
yehel:misy fahamarinany!!:wink:
ka tokony mandray fanapahan-kevitra koa ny fanjakana malagasy.Maro koa anie ny vazaha tsy en règle any @ tanàna e.Potika kosa aloha la frantsa e.Tsy tsika gasy anie no tena fositra fa ny tavany sy ny gena e
22. fijo
(
09/06/2006 18:56)
vale ity ohatra iray tena mahakamo ahy mihintsy.olona eo ampiatany izy no mipetraka.manana zanaka 9,fa ny reniny no toa samy hafa.tsy miasa io olona io,nefa ireo zanany 9 ireo,dia handraisany fanampiana mihoatra ny 2500€,izany hoe misy olona misa sasatra sy mikely haina,zara raha miaina,misy manao zaza any algerie dia maka vola aty.
manana CMU,izany hoe tsy mandoa vola amin'ny fitsaboana.ary ny tena tsy laitra,dia ny zanakakoa mbola "manao travail"mangalatra io.efa mampihaiky ny iray tanana mihintsy,nefa atao akory fa mbolamanana zo aloha izy izao.

23. vale
(
09/06/2006 21:10)
mmmmmmh, marina io kah! tena btsaka ny ol (indd ny "tavany" miala tsiny:oops:) mpanao an'io ary tsy manao afa-tsy miteraka dia mivelona @ allocations ftsn,(fa kamo miasa,mmmmh!) fa ssss velona mitsipozipozy ihany kooo:), fa ny tena maaandreraka d ny vahiny rehetra no lasa "anaty lasac" nefa ny sasany no manao ny hataony!!,
ary tsy mety kosa izany hoe miteraka any algérie d mandray volan-jaza aty! sa ny algériana moa mizaka ny zompirenena frantsay ve?:),
momba ilay miasa "maizina" koa alou de tena tsy lasa eh, mahalala ol maro aho "saika vahiny doly" manao an'io, manana ttasy d mandray RMI, d miasa maizina hanampiany ny fidiram-bola,mazava ho azy fa tsy mandoa "impôts" tahaka ny ol miasa "déclaré", dia feno ny vola raisiny isam-bolana, mmmmh!(indd ny "tavany" no tena mpanao an'io an!!
fa rah zà manokana ny fanjakàna d ny ol ohatr'ireny mendrika azy ny hisintonana ny ttasiny, fa "dommage" ny lalàna tsy misy an'izay!!
satria manko raha ireo fihetsikin'ny kifetsifetsy ireo no hanakanana ny fanomezana ttasy ny rehetra, dia ho sarotra ihany an!! fa dia io noheritreretiko io izao no hitako fa mety tsara!!:°)

24. marozevo
(
10/06/2006 08:45)
Asa na marina na tsia ity henoko ity....
Raha te ho any Madagasikara ny oloona iray tsy Malagasy, dia tsy voatery manao papier afa-tsy ny passeport, fa any vao manao visa ?
Marina ve izany ?
Raha marina izany dia tsy rariny....

25. Fanja1
(
10/06/2006 11:55)
marovezo marina mihintsy io... matetika refa tara zareo manao visa aty en france ohatra de tonga ao ivato zareo vao mangataka de mahazo:(
27. Fiffi
(
11/06/2006 06:27)
marozevo , Fanja , vale: heu...fa misy maharatsy an'io ve sa ahoana ?
Zah aloha mahafantatra olona tena mpanao an'io an! tsy resaka hoe fahatarana ny antony hanaovany an'io na hoe tsy manam-potoana fa hialana @ frais isan'karazany , ny fotoana lany , indrindra raha mipetraka somary lavitrin'ny ambassady.
Gasy manana paps frantsay no tena mpanao an'io , tsy milahatra mandeha maka visa fa rehefa tonga eny Ivato zay vao mangataka .
Raha amiko manokana aloha de tsy hitako loatra izay maharatsy azy an!
Ao Ivato mihintsy ny misy pankarta ngezabe fangatahana visa ho an'ny zay olona tsy nangataka taty.
Na izany aza aloha , misy fandinihana hiany alohan'ny hanomezana visa an'olona. Fa raha tena jerena aloha tsy dia betsaka ny olona manao an'io fa izay mahafantatra hiany sy efa nanao an'io no mamerina manao an'io.

28. marozevo
(
11/06/2006 20:32)
Tsy rariny io. Ny antony dia satria tsy misy vis-versa. Iza amintsika no handeha ho any France na Italie na Allemagne, miala any Madagasikara, ka tsy manao visa vao miainga... dia avy eo manao visa ao amin'ny CDG. Misy ve izany...
Tsy rariny koa satria isika rehefa mangataka visa na permis de séjour aty Europe mijaly ery, satria mbola misy ankety mandeha, hono. (Aty Italie plus de cent jours vao vita ny permis de séjour). Fa mba vita ankety tsara ve ny olona efa tonga any vao mangataka visa ?
Nahoana no asarotina mafy ny mankany France, nefa ny avy any France mankany Madagasikara izany tsotra kely? sa mahantra i Madagasikara ka mitambezo, fa tsy afaka mampitamby ohatran'i France.
Raha ohatra moa ka gasy ilay olona, tsy dia mampaninona ahny loatra, fa raha tsy gasy kosa mba ahoana.
Ary raha sanatria ka mercenaires ?

29. vale
(
12/06/2006 11:57)
hoy i fanja" matetika rehefa any dago zareo vao maka ny visa dia mahazo"
fiffi: euuu,, raha ny eritreritro aloha dia misy fiangarana satria rehefa ny gasy mangataka visa any @ ambassade de france indd2 dia mijalijaly be"hono" vao mahazo, fa @ lafiny fizahan-tany kosa indray misy "intérêt ho antsika (m/car)ihany satria manamora ny fidiran'ny vahiny eh!:)

30. Fiffi
(
12/06/2006 12:37)
ka io ange miankina @ le firenena tsirairay eh! Ohatra ny Malagasy zao manaiky an'le izy , ary tsy hoe ny antony nanekeny ny fanomezana visa eny Ivato hoe heu....nahita place tampoka anaty avion de tonga de nividy billet fa tsy nanam-potoana intsony hanaovana visa.
Fa tena misy penkarta lehibe mihintsy eny Ivato misoratra hoe "sans visa" de tonga le olona manao ny fangatahany ny visa. De an'iza aza ny fahadisoana ?

31. vale
(
12/06/2006 22:21)
fiffi:ny ambassade de france le mampifilafila @ fanomezana visa aky no tsy voako a, fa matoa eny ivato misy an'izany dia mety hoe mba hahabe ny mpizaha tany (koa mampidi-bola ho an'ny firenena tsin ny resaka fizahan-tany koh!) dia izay no mba eritreritro aloha an!