Hasarotampiaro !

1. andoniaina ( 05/06/2006 16:59)
inona no mahatonga ny vhv iray saropiaro @ rehefa andeha hivoaka ny trano aho na de madio ary ny eritreritro,nefa refa miaraka izahay eny andalana de miarahaba lehilahy izy nefa tsy miteny aho.NY FANONTANIAKO DE IZAO:manana olontiana any ambadika araka ny filazan'ny olona ve ny vhv manana toetsaina toy izany?ny @ firesahany lhl eny andalana indray moa ve mandrangitra ahy izy sa ahoana ? nefa refa izaho no sendra miresaka @ vhv de ka hitany de tezitra izy?:?::?::?:
novalian'i rinakely1 ny 16/06/2006 17:23
2. Rainikarabo ( 05/06/2006 17:05)
sady tsy matoky anao izy no tiany fehezina 100% ianao. ataony colonie izany 'nareo e!tsy voatery hanana olontiana any ambadika akory izy.
3. sixa ( 05/06/2006 23:08)
mitsapa ny halalin'ny fitiavanao izy.
Raha tezitra ianao mahita azy miresaka @ ny lehilahy dia faly izy satria tsapany fa tia sy miaro azy ianao tsy ho lasan'ny olon-kafa!fa tsara kokoa ianao raha manana contact @ ireo lehilahy miresaka aminy mba hahamafy horina ny anareo roa!aza matahotra fa tsy manao ambadika izy,satria raha manao izany izy dia mifanohitra @ ireo ny fihetsika asehony!bon courage e!
4. mandrindra ( 06/06/2006 07:46)
aza asiana sira izany ry andoniaina, aza manova n'inn n'inn mihitsy dia aza mivaky loha amin 'izay hasarota-piaro, fa aretina mbola ho sitrana io
5. Silo ( 06/06/2006 08:37)
Andoniaina> toetra naturel io hasarotam-piaro io @ ol 2 mifankatia, tsy te hi domine anao akory izy fa tsy tena matoky anao loatra sady tsy matoky loatra ny valeur koa angamba,
Tsy mety koa izany tezitra nohon'ny firesahana @ olona hafa eny an-dalana izany, ny olona anie na mitia ka tiavina tsy lasa gadra e! ka ahoana no tsy ahazo hiresaka @ olo hafa, fa ampahafantaro azy tsara fa madio ny relation nareo sy izay olona miresaka aminao, (manaova présentation ) de takio aminy koa izany rehefa misy olona miresaka aminy hafa, Izany no atao mba hialana @ ahiahy, izay miteraka tsy fifampitokisana.
Andramo izany de ho hitanao ny valiny

Mahereza e!
6. mamzelkely ( 06/06/2006 10:11)
ts hoe ts matoky anao izy fa diso tia anao lôtra izy ary tiny ra mba enao ko no mba saro-piaro aminy :)
7. Herimiafina ( 06/06/2006 14:16)
Tsy afaka tsaraina amin'ny fihetsiny retsy ny olona an!

Ny ao antsainy na ny intention no midika zavatra betsaka kokoa.

Kanefa moa sarotra ny mamaky ny heritreritr'olona e!

Io dia miankina amin'izay ao antsain'ilay olona: misy ny tena mandrangitra, misy ny nanana complexe d'inferiorité mikasika ny tarehiny fahiny ka faly sy flattée be refa misy mikaoty hany ka avelany hikaoty azy avoka izay hitany rehetra, misy ny tsy miheritreritra n'inon'inona.

Fa ny hitako matetika koa, dia ny olona mpanao azy no tena saropiaro be.
8. hangaroo ( 06/06/2006 20:36)
Mety ny comportementnao no mahatonga azy manao zany. Izy miresaka mety madio be ny eritreriny fa enao miresaka amina vehivavy mety manao comportement hafahafa.
9. Aino ( 07/06/2006 07:32)
mety manandrana izy hoe ho itany eo na ho tezitra aminy koa ianao na tsia!!
nefany koa araky ny filazany sasany de hoe izay saropiaro ihany no mahana ny ratsy hataony, kanefa tsy ny rehetraio fa mitandrema misy ny sasany saropiaro nefa tsy mampirafy!!

ary maninona koa nefa raha tsy anotanianao izy hoe inn no tena antony?¿fa ahoana rehefa ianao no miresaka de tsy mety fa rehefa izy no miresaka de mety? anotanio azy fa mety tsy maintsy hamaly anao izy!!
satsia raha toaka aza hoatra ny ankabehazany namanao vhv nefa tsy mahazo miresaka aminy ianao, dia efa kontiny very namana ianao, nefa tsy mety koa izany very namana izany fa samy hilaina dol na ny namana na ny olon-tiana
10. elodie2 ( 07/06/2006 08:51)
aza atao mampiasa saina izany hasarotampiarom-behivavy izany eh!
Ny zavatra takiany @ nao dia ny mba hanehonao fitiavana azy foana izy isanandro eh de ampafantaro azy fa izy no sipa milay indrindra @ nao @ vehivavy eto antany:lol:
11. xxx ( 07/06/2006 09:02)
tsy voatery hoe manao any ambadika izy matoa saro-piaro fa tiany ianao matoa harovany fa matetika ny vhv no saro-piaro @olon-tiany
12. Herimiafina ( 07/06/2006 11:23)
Nisy etude pschologique izay mikasika ny comportement face à l'exces de dopamine (vehivavy) sy androsterone (lehilahy).

Matetika ny olona iray mahatsapa tena fa tena saropiaro dia manana degré d,exposition à la tentation ambony be.
tsy voatery hoe niodina izy na maditra be fa kosa na dia miaraka amin'ny sipany aza dia mbola mitsiriritra olonkafa ihany, ka izay no atahorany sao dia mitovy izany ny partenerany.

fa zavatra normale izany ao amin-dra-olombelona.
13. diamondra27 ( 07/06/2006 19:21)
ahan
14. sasa ( 08/06/2006 03:13)
izay tiana ihany no maha-saro-piaro koa
15. Fiffi ( 08/06/2006 05:40)
16. little ( 08/06/2006 12:57)
:* ra zao kosa ve no ao an-tsainy fa hoe hivoaka hanao:* any ndray lety na zaroa tsy ho saro-piaro izy kle!
za alou tsy saro-piaro e! tsy normal amiko zany na dia hanao:*:*:*:* zato sy arivo eo aza izy.
fa marary ihany ny foko an!:-w miketrika ny ati-dohako an:-w, fa tsy mikozy e:-$
17. bellla ( 08/06/2006 17:05)
Tiny ho azy samirery enao manontolo (ny tsikinao, ny feonao,ny tananao...) Fitiavany anao zany, tsisy ankoatr'izay. :)(l)
18. Herimiafina ( 08/06/2006 17:27)
Rehefa mbola tsy te hisaraka de aza manara-maso azy sy manaraka azy na mitady hanatratra azy amin'izay heritreretinao ho sipany any! hehehe:-D

Inona moa no tanjona rehefa le mihezaka ny hahatratra azy maditra iny tsy hisaraka?
19. diamondra27 ( 08/06/2006 18:34)
apetrao any aminy directe le fanontaniana e!
de henoy tsara ny valiny, de lazao anay
20. totofy ( 08/06/2006 19:23)
bella :
Tiny ho azy samirery enao manontolo (ny tsikinao, ny feonao,ny tananao...) Fitiavany anao zany, tsisy ankoatr'izay.

izany izy io an ! :wink:
ny masonao , ny nifinao , ny oronao ,ny volonao ... ny nonon' azy é malemilemy é ....:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014