MANALA VERGETURE

1. hasinando ( 05/06/2006 07:29)



CITRON+carbonate: Hosorana @ faritra misy ilay vergeture izy roa ireo 1 ou2fois /semaine .Temp de pose 15mn DE kobanina avy eo.
novalian'i titis ny 19/07/2006 11:13
2. mirabel ( 05/06/2006 07:46)
de ahoana kosa ny dose ny e
3. vale ( 05/06/2006 10:00)
hasinando: ny dose tokoa akia manahoana? misaotra btsaka, efa nangataka an'io zah tato @ resa-behivavy ihany koa fa misaotra e!
4. Zina ( 05/06/2006 14:20)
inona kay zany vergeture zany e?
5. vale ( 05/06/2006 17:39)
Ohatry ny forme na traits ireny izy eh(@ hoditra no misy azy).ny anah izao ny fe misy :oops:
6. Fiffi ( 08/06/2006 03:31)
hasinando ary tsy hita intsony ...:roll:
7. Fanja1 ( 08/06/2006 15:31)
hasinando aiza ny dose-ny e?
8. Fiffi ( 10/06/2006 07:13)
heu....nanandrana nanisy an'io teo @ hoditra aho fa heu... tonga de masaka le hoditra an!
9. tisera ( 10/06/2006 15:55)
hasinando >>> ny ahy fanadiovako vilany io fangaro karibonetra + voasarimakirana io ka tena midilotra mangirana mihitsy ny vilany sy ny casseroles sy ny lakozia iray manontolo dé ohatry ny tsy sahy aho manao ilay izy @ hoditro
10. vale ( 10/06/2006 20:42)
:(:? :? :? , izaho aloha ry reto d tsy sahy nanandrana mihintsy rah tsy nomen'i hasinando ny daoziny kah! soa ihany!^^
11. Fiffi ( 11/06/2006 04:24)
jereo fotsiny ary ity fomba fampesain'i tisera an'io , vilany ve no hampiasaina azy mba hadio tsara , heu....tsy ho grave be eo ny hoditra @ io ? nanandrana kely aho hoa fa tonga de masaka eh!
12. Fiffi ( 11/06/2006 04:25)
zany no hatao hoe "décapant"
13. pitchounette ( 15/06/2006 09:44)
Misaotra an'i Hasinando isika e!
Raha ny fantatro aloha, izaho feno rehefa avy niteraka 1 taona izay, dia tsy afaka intsony ireny, na ireny revue avy any ivelany na fandraharana ka misy an'io resaka io dia liana aho, fa mionona ry rahavavy isany fa tsy afaka intsony io, ny mampihena angamba???? raha ohatraka vao miforina mbola rose fa tsy efa fotsifotsy fa ho an'izay tsy mbola misy dia mikarakaraha tena asa na mila hydratena ny hoditra na ahoana satria tsy misy intsony ny élasticitén'ny hoditra dia mitresaka ka aleo misoroka toy izay mitsabo e!
14. tisera ( 15/06/2006 11:50)
dé ilay huile d'amande douce koa anie tsara é! mety hoe tsy manala ny vergetures fa mba manatsara ny hoditra @ ankapobeny
15. Fiffi ( 18/06/2006 04:50)
pitchounette: efa nandramanao ve io nolazain'i hasinando io ? heu..de jereo koh ny fomba fampiasain'i tisera azy ! nanandrana nanao test aloha zah de zao no zavatra hitako an! vao natao teo @ hoditra io tonga de masaka be le hoditra , lasa fotsy be ka aleo mitandrina hiany .
16. hasinando ( 22/06/2006 10:47)


MIALA tsiny ry zareo fa sahirana be aho teo de zao vao afaka namaly.


TSY MILA ATO BETSAKA FA ISAKY NY HANOSOTRA VAO MANAO COMPOSITION :

citron lehibe1+ carbonate 1sotro kely


Andramo fa tsy maintsy misy mangirifiry fa raha sensible ny peau nao de aza mi insiste.
17. titis ( 19/07/2006 11:13)
Toa tsy afaka intsony ny fahalalako an'ireny raha vao misy eny @hoditra fa azo evitena anie ireny ho an'izay mbola tsy niteraka e!dia io torohevitra efa natoroko io ambany io,fa tena eficace mitsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7321