Théâtre ( France )

1. booboo ( 02/06/2006 11:09)
Ny FPMA Nancy miaraka @ Tanora Katolika Nancy dia manolotra indray ilay tantara an-dapihazo RASALAMA ( La première martyre chrétienne malagasy ).

Daty : Alahady 4 Jona
Ora : 15h
Toerana : Théâtre Municipal d'Epinal - 1, rue François Blaudez - 88.000 Epinal.

Tongava aby zay akaiky eo sy afaka na lavitra koa aza nefa te-hijery tsy olana :D
novalian'i Fiffi ny 03/06/2006 13:52
2. Fiffi ( 02/06/2006 11:41)
booboo: :roll: rafakampitso ? heu....
3. booboo ( 02/06/2006 11:50)
Fiffi > ié. hihihi hitako eto ndray ny tianao lazaina zao hihihihihihi. Fa misy mipetraka akaikin'i Epinal mpandalo ato @ serasera mijerijery raha kah :wink:
4. Fiffi ( 03/06/2006 13:52)
Epinal dans les Vosges
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.556