Levelo

1. mandrindra ( 01/06/2006 12:56)
mitady tononkira maro miara amin'ny tondrompeo raha azo atao. anoatr'ireo 4 izay efa ao amin'ny takelaky ny tononkira.
ny mombamomba ny mpihira raha misy mahalala.

misaotra mialoha.
novalian'i pissoa ny 05/06/2006 11:08
2. cutie ( 01/06/2006 12:58)
tsy manana hambara za @ io:P
3. Herimiafina ( 01/06/2006 13:37)
Hay mandrindra mirevy levelo kou kay klé.
Tamin'izaho tany amin'ny EPP Vohibola fahiny leisy de nisy hiran'i Levelo nalaza be izay no nataoko tamin'ny cours chants sy recitation.
Dia loza fa vatany vao vitako le hira tonga de nasaina nandohalika teny anjorontrano zah klé, hehehehe:-D
4. cutie ( 01/06/2006 13:38)
:-D:-D:-D:-D
5. mandrindra ( 01/06/2006 13:54)
dia mba alefaso eto ary ny tonony lesy dia vazoy fa tsy mpampandohalika tsiny eto a :D
6. pissoa ( 01/06/2006 17:35)
Iza kay zany Levelo e? :roll:

mandrindra, ngo de vao noforoninao indray io? :-D:-D:-D
7. cutie ( 01/06/2006 17:37)
pissoa:-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo ( 01/06/2006 18:53)
pissoa an,fa firy taona ndry no tsy mahalalaan'i levelo????
9. Fiffi ( 01/06/2006 19:14)
fijo: nga misy taona ny fahalalana an'io kay ? de zah zao tena tsy mahafantatra an'io mihintsy de ahoana kay ?:roll:
10. bellla ( 01/06/2006 20:59)
:roll:levelo:roll:
11. cutie ( 01/06/2006 21:28)
hummm, mba resiko njay ry fiffi ,tsy mahalal an'i levelo:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 02/06/2006 03:02)
:-D:-D:-D:-D
13. pissoa ( 02/06/2006 05:28)
fijo, 22 taona zah. Dia tokony hahafantatra an'levelo zany sa tsia? :-D:-D:-D
14. Fiffi ( 02/06/2006 06:03)
:-D
15. mandrindra ( 02/06/2006 06:30)
raha tsy diso aho dia mpihira avy any amin'ny faritr'imamo izy io. ny mahafinaritra ahy amin'ny hiran'i lery io dia ny teny gasy madio ampiasainy.
16. Fiffi ( 02/06/2006 07:00)
mandrindra:
raha tsy diso aho dia mpihira avy any amin'ny faritr'imamo izy io. ny mahafinaritra ahy amin'ny hiran'i lery io dia ny teny gasy madio ampiasainy.
an ? mandrindra , nga misy mpihira tsy mihira teny gasy madio ?:roll:


17. pissoa ( 02/06/2006 07:11)
Oadray izany fiffi ... be loatra mihitsy.

Herimiafina, mba alefaso eto leisy zany hira izany fa ngo de fantatro ihany izany Levelo an :roll:
18. Fiffi ( 02/06/2006 07:52)
pissoa: heu... :roll:
19. mandrindra ( 02/06/2006 08:07)
fiffi, ie maro no hira misy teny mifangaro ao antiny no sady maimpy teninjomaka ( argot).
20. Fiffi ( 02/06/2006 10:08)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2268