nankaiza ny olo tety no soratra sisa mijoro

1. xxx ( 31/05/2006 08:02)
mahagaga fa misy olona sasany,
tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny
misy namako zay zao de tsita ntsony,
nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay,tsy mba misy mandresy lahatra ve izy reny we miverena aky ry akamatiana a,malahelo ny sarinao mafatifaty zahay,mino za fa mety mbola hisy hiala ndray zao reo be sary reo fa mialona tsinona angamba ny sasany,manentana antsika fona anefa hampiditra sary betsaka e,fa inn kay no mety mahatonga ny ol 1 hiala,mbo omeo we ny hevitrareo,de ty alo tena antson fo ko an,8O8O8O8O8O,to tsy misy kty:-D:-D:-D
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:04
2. Fiffi ( 31/05/2006 08:50)
Ny zavatra tsy azoko fotsiny aloha hatramin'izay de zao: manao antson'ny fo nefa miafina ao @ xxx :wink:

Io indray aloha de samy manana ny tiany hataony eh! tsy nisy fanerena hoe aza tonga eto intsony ra-anona na ra-anona . Rehefa izay no tiany hatao , akory hatao ?
3. Fiffi ( 31/05/2006 08:58)
mahagaga fa misy olona sasany,
tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny
iza hono zany ? de inona hono zany zavatra nataony zany kay ? :roll:
misy namako zay zao de tsita ntsony,
nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay
fa iza no hafaka hamaly anao an'io fanontaniana io kay ? Fa maninona raha hanontaniana azy hoe inona no antony ?
fa inn kay no mety mahatonga ny ol 1 hiala,mbo omeo we ny hevitrareo,
heu.... zah aloha mbola tsy niala ka tena tsy mahafantatra hoe maninona an! :-D:-D lazaiko andry raha sanatria ka hiala ato zah fa heu... je ne crois pas fa tiako loatra ity site ity ka.... :-D:-D
4. booboo ( 31/05/2006 09:26)
-Ndraindray misy ambiance trop louuuuuuuuuurde lôtra ato @ serasera dé miala fa fahasorenanana sisa no azo fa tsy fahafinaretana tsony noho ny antony booooooooobaka beeeeee

-Ndraindray tsy mana-potoana noho ny antony booooooooobaka beee dé tsy hita popoka tsony hihihihi

-Ndraindray lé namana mahazatra no tsy hitany tsony dé iny koa izy no tsy hita popoka

-Ndraindray tena niova tsotra zao fotsiny ny filàna fa tsy te ho ato intsony tsotra fotsiny

Na izany na tsy zany, entina @ tsiky hatrany dia entina mora araka ny onjany eny ihany dé ça passe :)


5. mamzelkely ( 31/05/2006 10:32)
marina mits io lazainy booboo io fa njainjay lasa resaka règlement de cpte zany ny ato de lasa mavesatra be le atmosphère de aleo aloh misitaka kely

misy njay ny sasany ts haiko na fialonana na ts fitiavana tsotr'izao fa de ny manaratsy fôna no atao de lasa leo ihany le olona vô tsikera na de natao we ts nivakiloha ihany aza

zay alou ny tena idée hitako we mampiala olona ee de ety ko mo zany ireo vôlazan booboo reo we ts manam-potôna tsony izy ivalaparana eto :)
6. little ( 31/05/2006 11:06)
aiza zany compte zany ry mamz? misy vola koa nga zaraina ato kle? mbba kozio ny bandy refa mbo misy zany e! sur!
fa aza matahotra nareo fa raha hitako reny taritiko @ sofiny hoe "inn ary ty" " miverena" why do you flee like this?
Ambiance trop lourd ahoana aza, fa ny hanaovana an'ty site ty ve tsy ny hahamaivana ny sorisory rehetra sy otsotsan'zany e!
mahaiza mizara ry reto an, ary mahaiza mandray ihany koa! zavatra ny taina samy taina ihany anie io e!
zay fa tsy hanao be moral ah ka
:-*:-*:-* daholo
7. mamzelkely ( 31/05/2006 11:15)
ndraindray anie zany ry little fa ts hoe isan'andro eee:-D:-D
8. Fiffi ( 31/05/2006 14:19)

Ny heritreritro aloha raha ohatra hoe avy @ namana no nahatonga azy niala dia diso izy raha niala satria nahoana ?
-Raha zah aloha no eo @ toeren'izany olona voatsikera sns... zany an! de vao maika tonga aho , satria tsy ho hataoko mahazo rariny velively izay nanao ahy an'izany.
-Raha tsy miverina intsony manko ilay olona dia mahazo aina be ilay nanao ny tsy nety de manjary lasa miheritreritra izy hoe: "iny fa lasa , tsy niverina intsony " de midika aminy zany fa nanana ny rariny izy ary ireo tsy niverina no diso , eny na dia ohatra hoe fanajana tena fotsiny hiany aza no tsy hiverenany .
9. Fiffi ( 31/05/2006 14:21)
little:

Ambiance trop lourd ahoana aza, fa ny hanaovana an'ty site ty ve tsy ny hahamaivana ny sorisory rehetra sy otsotsan'zany e!
mahaiza mizara ry reto an, ary mahaiza mandray ihany koa! zavatra ny taina samy taina ihany anie io e!
zay fa tsy hanao be moral ah ka
:-*:-*:-* daholo
little: =D=D=D=D=D=D


10. MTN ( 01/06/2006 12:39)
reveo manja fa kotsana
11. Fiffi ( 01/06/2006 19:12)
12. vale ( 01/06/2006 19:49)
xxx> mametraka sary bdb = be mpialona @nao?:lol::lol:
,,,
Tena marina tokoa aloha fa lasa fanaovan'ny sasany rglmnt de cpte ny dinika ndray2 e, ^^
13. Fiffi ( 02/06/2006 03:01)
:wink:
14. Fiffi ( 02/06/2006 03:02)
:) de ampy eh! reveo manja fotsiny hono .:)
15. diamondra27 ( 02/06/2006 04:41)
8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)

de:D:D:D:D:D:D:D:D:D

de :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

de indraindray tsy maharaka ny budget fa mila makany @ cyber lafobe. Any dago izao hoatrinona ny adiny iray?
Aty france 2,50 euros ny adiny iray dia 1 euro ny 30mn
nefa vetivety be de mandeha ny fotoana rehefa eto.

De indraindray koa tratry ny delestage :-D:-D

de indraindray be asa sy adidy atao de tsy hita kely aloha

de indraindray mba lasa manao vacances kely

de inona koa re e!!!!:-w:-w
16. Fiffi ( 02/06/2006 04:48)
de... tsy alefa lavitra ny saina satria tsy misy mahafantatra izay antony nahatonga azy tsy niverina intsony. :)
17. booboo ( 02/06/2006 05:49)
:roll:
18. Fiffi ( 02/06/2006 05:58)
:oops:
19. mamzelkely ( 02/06/2006 08:38)
20. diamondra27 ( 02/06/2006 10:01)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 02-06-2006 09:48:57
Lohateny : Re : nankaiza ny olo tety no soratra sisa mijoro
de... tsy alefa lavitra ny saina satria tsy misy mahafantatra izay antony nahatonga azy tsy niverina intsony.


:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3475