...Tonga tao am-piangonana ihany izy ...
21. Fiffi
(
04/06/2006 09:03)
bellla:possible
Raha ny fahalalako aloha dia tsy azo entina any am-piangonana mihitsy ny fatin'olona tsy vita batisa.
23. Achia
(
06/06/2006 18:01)
Fiffi:
bellla:possible
Raha ny fahalalako aloha dia tsy azo entina any am-piangonana mihitsy ny fatin'olona tsy vita batisa.
Bella dinio tsara ty voalaza ity ( Andriamanitra de ho an'ny velona fa tsy ho an'ny maty )
24. marozevo
(
07/06/2006 21:05)
Tena tantara misy io lazain'i felampaiso io, ary tsy tokana fa be dia be mihitsy.
Isika kosa aloha tsy afaka hitsara hoe iza no nitondra azy tao eh...
Fa ny tena zava-misy dia izao. Efa tao am-piangonana izy taloha be tany...
Taona maro aty aoriana izy io miverina farany ao io. Ny Finoana dia voa afafy, ny finoana tsy maintsy mihiratra indray andro any, eny fa na dia any ambadiky ny fahavelomana aza izany indraindray.

25. bellla
(
08/06/2006 18:56)
dia averiko indray fa raha tsy vita batisa hoy aho dia tsy azo entina any am-piangonana na efa tao aza izy taloha.