FISARAHAMPANAMBADINA
21. baomijijy
(
31/05/2006 07:46)
amiko manokan klo de, ny matonga ny FISARAHAMPANAMBADINA de ny tsy fahaizana mikolokolo ilay fitiavana, satri efa sam mitady vola de sam rerak refa ariva de sam mande oazy eny e, lasa sam maka oazy de rava ny fitiavana de zay, normal ra mande mitady any ankafa le lhl na le vhv, tsy aiko nareo ra mafantatr anle atao oe club positif iny fa ao, misy torohevitr bdb mikasika anzany fa mis zavatra afa ko alo e, tsy za akory no ten fav fa mba nis nanoro hevitr de mizara an, sao de mis manao anzao ndray eo hoe, miseo fav ko rabaomijijy zany:b:-o =))=))=))=))=))=))
22. mamzelkely
(
31/05/2006 07:53)
tena marina mits io lazainy baomijijy io fa ny ts fikolokolona ny fitiavana no mahatonga ny fisarahana satria ny fitiavana dia natao ho karakaraina fa ts velona ho azy eo akory
ary matoa misy ny fisarahana de zay zany ny solution hitany nefa azo atao tsara ny manavotra an'io sauf angah ra tena tsisy fika tsony mits
ary matoa misy ny fisarahana de zay zany ny solution hitany nefa azo atao tsara ny manavotra an'io sauf angah ra tena tsisy fika tsony mits
23. xxx
(
31/05/2006 09:00)
amikondray diamatoa misaraka nympivady dia zay no hitany farany fa tsy maintsy aleha
zina : tsy hoe lamody ilay izy fa ra nyfahitako azy dia sa ny oloona@zao fotona fa tsy toy ny taloha , heverinao ve fa tena milamina be daholo ny fianan'ny mpivady taloha , sady iza ko moa andeha hisaraka ra mbola misy vahaolana

24. booboo
(
31/05/2006 09:51)
marina zay. Misaraka no hitany fa mampety ny fiainany dé zay. Ny lalana manome alalana azy reo ho @ zany. Ny @ resaka zanaka ndray dé ataoko fa ny ankamaroan'ny rad tsy nandra sy dondrona ary vendrana ka tsy hieritreritra zay hahasoa an-janany.
25. sasa
(
31/05/2006 14:07)
io ry reto samy manana ny antony nampisaraka an'azy ny mpivady izay nisaraka rehetra,fa ny hitovizan'ny rehetra izay nisaraka aloha, d ilay fitiavana mintsy no tsy misy tsony,aza mety hoe noho ilay vhv na le lhl maditra tsy mety anarina fa mampirafy foana, ny an'ny sasany ohatra resaka fianakaviana no nampisaraka, ny an'ny sasany indray tsy fitovian-kevitra tsotra izao fotsiny, ka io raha mbola misy ny fitiavana nin nin d tsy hisaraka mintsy, fa matoa mandé amin'io lalana io d ilay fitiavana mintsy no tsy misy tsony,
Nefa tandremo fa misy koa ireo mpivady no mahavita tsy misaraka na d sendra anreo olana ireo aza.
Nefa tandremo fa misy koa ireo mpivady no mahavita tsy misaraka na d sendra anreo olana ireo aza.
26. bellla
(
31/05/2006 16:22)
mbola misy fitiavana ao zany matoa reo tsy saraka na dia misy olana ohatra n'inon aza.
28. sasa
(
01/06/2006 07:10)
Fiffi ka izany mintsy anie no mahatonga ny sasany mihafy ao e! noho ilay zaza
29. Fiffi
(
01/06/2006 07:25)
sasa: mampalahelo akia an! misy aloha zavatra tena tsy rariny mihintsy eh!
30. fitia2006
(
05/06/2006 10:28)
ny olona taloha tsy misaraka fa maka vady vao² ary samy ao ka miara-tezaina ao ny ankizy ary totoa (nenitoa) no fiantso ny rehetra fa ny taloha mantsy sady tsy nivoady na teo antrehan'ny olona na Andremanitra fa vody ondry fotsiny ka asa na izay no maha samy hafa azy
ny @ zao fotoana izao de voninahitra fotsiny no anaovana mariage fa tsy mijery ny olona sy Andremanitra izany
ny @ zao fotoana izao de voninahitra fotsiny no anaovana mariage fa tsy mijery ny olona sy Andremanitra izany
32. miantra
(
09/06/2006 06:28)
Raha ny fijeriko azy dia miankina amin'ilay mpivady ilay izy.
Tsy vahaolana aloha ny misaraka amiko raha misy ankizy,nefa moa...
Mety azo atao koa ny manao thérapie (couple na familiale) mialohan'ny hakana décision.
Fa ny fisorohana tsara indrindra mba hitako hatramin'izao dia ny mifampiresaka ny mpivady raha vao misy na olana na bitika kely aza (oh: siran-daoka, halavan'ny zipon-dramatoa....).
Ankoatr'izay dia mba kolokoloina tsara ny eo an-tanana e!

33. Fiffi
(
10/06/2006 05:08)
de mba hasiana diplomasia fa sao indray manko raisina hoe kritika le izy.