Fampatokisana
21. riam
(
30/05/2006 09:15)
Miankina amin'ny tsirairay ihany io fa hoy ilay ohabolana frantsay izay hoe "il faut se méfier de l'eau qui dort".
22. vale
(
30/05/2006 09:32)
Fiffi:fiffi: asakasakin-dry aloha raha mbola hanohy hatoky izany olona izany:roll:, amiko ny atao hoe "NAMANA"dia olona ametrahana fitokisana sy AZO ATOKISANA, fa tsy izy indray no handeha hitantara izay mba sekiré nifanaovanareo! sady olona tsy "sérieux" izany, mmmmh, tsy matotra e!raha zaho no teo @ toerandry dia tsy mahatoky an'io olona io intsony aho, traitre izany amiko!:twisted:;-);-)
misaotra anareo namaly ahy.
Marina aloha fa hoe namana nomena fahatokisana izy , izy koh aza mba natoky ahy ka mba nilza zavatra tamiko , fa rehefa hoe sékiré de mba tokony tazomina ho sékiré kosa an! Hanimba ilay fifampitokisana aloha ilay tsy fanajana ilay sékiré an! Tsy resaka hoe "rancunière" fa raha tena nahatoky azy enao nefa dia nataony hiany ny fitantarana azy t@ olon-kafa ka mankarary ilay izy.
-Tsy hanimba kosa na handrava ny fifampinamana aloha fa hatao hanatra zany iny .
Ny zavatra somary mampalahelo fotsiny de simba le fifampitokisana.
-Efa niresaka , nifanazava , saingy ny tena indray no nahazo hoe "zavatra hita an-davan'andro zany" nefa amiko tsy mety io.
-Na izany na tsy izany dia mbola eto aho , namana foana.
23. Fiffi
(
30/05/2006 10:58)
vale: nstooooo ! :-*:-*:-*:-* fa de zay fotsiny an! hampy ahy zay , nahazo lesona tsara aho ka de ahy sisa no hitandrina. Marina fa aloha heu.... hihihihi manana izay toetrako zay heu.... tia namana :) efa be loatra zay no nilaza hoe tsotra loatra hono zah :wink: na izany aza hummmm fitiavana daholo zany an! saingy....
Fa :) de ampy eh! :)
Fa :) de ampy eh! :)
24. mandrindra
(
30/05/2006 11:29)
ny namana dia misy isankarazany. arakaraka ny toetran'ny tsirairay no ahafahanao mahatoky na tsia azy. misy ny olona efa toetrany mihitsy ny miresaka sy mitantara izay rehetra henony tetsy sy teroa (marihina fa tsy manana hevitra ny hanimba izy ireo). misy indray ny mahatambava. ko noho izany dia tsy rehefa namana dia azo hitantarana tsiambaratelo daholo.
misy fomba fitenin'ny ngozo izay hoe la confiance n'exclus pas le contrôle. io no ampiarina tsikelikely dia ho hitanao hoe hatraiza no fetran'ny toky azo omena olona iray.
misy fomba fitenin'ny ngozo izay hoe la confiance n'exclus pas le contrôle. io no ampiarina tsikelikely dia ho hitanao hoe hatraiza no fetran'ny toky azo omena olona iray.
25. Fiffi
(
30/05/2006 11:53)
diamondra: hummmm ! tandremo koh fa tsy hoe raha lhl de tonga lafatra an!
-Misy koh ny lhl heu..... :wink:
- Fa nahoana kay no raha hoe namana hita t@ net de tsy maintsy zay ve no handraisana azy ? hoe virtuel ? de afaka manao izay tiany zany ? afaka mamadika ? afaka mamely tsaho ? satria ve hoe internet ? hummmm ! tena tsy nampoiziko indray io an! satria amiko aloha nofidiako tsara hiany izay ho namako ary tao ny firesahana sns.... saingy......
-Misy koh ny lhl heu..... :wink:
- Fa nahoana kay no raha hoe namana hita t@ net de tsy maintsy zay ve no handraisana azy ? hoe virtuel ? de afaka manao izay tiany zany ? afaka mamadika ? afaka mamely tsaho ? satria ve hoe internet ? hummmm ! tena tsy nampoiziko indray io an! satria amiko aloha nofidiako tsara hiany izay ho namako ary tao ny firesahana sns.... saingy......
26. cutie
(
30/05/2006 19:57)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 29-05-2006 17:50:05
Lohateny : Fampatokisana
Raha manana namana ianao , dia matoky azy ianao , de miresaka aminy , de mitantara ny zavatra manjoa anao.
Normal daholo zany satria izany no maha-mpinamana anao azy.
-Saingy hatraiza , na misy fetra ve io fampatokisana io ?
-Marina fa miankina @ fahatokisanao ny namanao no hilazanao zavatra aminy , saingy raha sanatria ka nisy zavatra nolazainao azy , nefa henonao avy t@ olon-kafa io nolazainao azy io eny na dia novana aza ilay izy , mbola azo hatokisana ve io hoe namanao io ?
raha namana tena efa namano ela be io sy mpiserasera mainao de resahako manokana aloha izy zay za vo mandray decision, fa raha naman hita avy teto @internet kosa,no manao an'zany tonga za de efa tsy miresaka aminy tsony, tsy mitady fanazavana fa tonga de tapahako ny fifandraisana.:P
27. diamondra27
(
31/05/2006 04:09)
fiffi:namana lhl misy mamitaka fa za mbola tsy voafitaka sy mbola tsy naka ny namako vavy sipa izy satria 'za tsy manana vhv:-D:-D; namako vhv efa manambady dahoko:wink:
fa na dia izany aloha dia misaotra ihany mampitandrina e!
fa na dia izany aloha dia misaotra ihany mampitandrina e!
28. Fiffi
(
31/05/2006 04:46)
ny tena grand défaut tsapako koh de ny fahatsorana loatra. Nefa moa fitiavana daholo no hanaovana izany fahatsorana izany , fa raha tsy voadona indray mandeha aloha mety tsy ho tonga saina koa an! Fa de hanatra daholo izany eh! Fitandremana sisa no azo hatao.
33. prime
(
31/05/2006 13:13)
Dia tsara rehefa tsapanao tokoa hoe mila mitandrina indray2... Fa ny marina tsy filaza avokoa...:D