Inona no mety hitranga?

21. fijo ( 13/09/2006 21:09)
ny atao hoe mangalatra an,araka ny famaritana azy ao anaty lalàna,dia "fakana zavtra tsy an'ny tena,ary tsy atao fantatry ny tompony"
raha jerena io famarinana io,dia mazava be fa resaka "fananana" no alaina vao misy ny halatra.ka manontany aho,"fananana" ve ny vady??????

aleo hazava aloha,fa raha ny lalàana no jerena,dia fifanarahana no atao rehefa mivady fa tsy varotra fa fanomezana.ireo ihany mantsy no loharano ahafahana manana zavatra.(na novidiana ,na nomena anao"
noho izany tsy maka fananan'olona enao raha maka ny vadiny.raha tsy hoe lasa objet ngamba le vady,raha hanaiky an'izay moa izy.
22. xxx ( 25/09/2006 14:17)
Ny ahy ry sipa ny anadahiko nangalatra vadin'olona fa tena manja be ngamba le sipa, nakana avocat henjana vao tafa a!
Izy mitsam niaraka voatory!Rehefa misy porofo ilay mpitory, azony atao foana araka ny lalàna ny mitory anao, indrindra moa fa misy huissier mahatratra ianareo ohatra hoe zany matory any izany ilay bandy!
Aza tratra ihany fa de manefa moa e!
Ny amin'ny manaraka aza atao intsony e! mab ahadihadio tsara aloha e!
23. HESHA ( 25/09/2006 16:34)
i fijo iani io tsi meti mino io
24. fijo ( 26/09/2006 22:18)
izao koa lalàna gasy.ny sipa mampiatrano bandy dia "tratra mijangajanga"fa ny bandy mampiatrano sipa,raha tsy tratra ambody omby"tsy misy fijangajangana.
tsy azoko mihintsy anie hoe inona no azo hitoriana azy roa e?????hoe naninona?
25. HESHA ( 27/09/2006 13:20)
za kou tsy mahay fa de haiko fotsini hoe grave be ni fandehany ary nahita mihitsi manko za, hoatrany xxx saingy tsy anadahiko fa namana akaiki
26. fijo ( 28/09/2006 22:00)
amiko aloha dia fisarahana no azo hangatahana fa tsy itako izay hitoriana azy hoe nangalatra inona????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3791