Efa voasoritra ve ny zava-misy rehetra eto ambonin'ny tany.

21. rabaradaka ( 17/07/2006 10:53)
Zao aloha e, ny Silamo izay mametraka ny filozofia fatalista dia milaza fa efa voasoratra mialoha ny momba anao mamaky ity soratro ity. Enao io mihitsy be vatanorona sy be voamaso io. Vazivazy iny fa izao : ny Kristiana izay mametraka ny fiainany amin'Andriamanitra dia mametraka araka ny voalazan'ny Tenin'ny Soratra Masina hoe "Aoka tsy hiahy na ny ampitso aza ianao ..."
22. naughtyboy ( 18/07/2006 13:00)
vinavina sy rafimpitondrana zay napetrak'ireo matanjaka izy io entina manapaka ny tontolo manodidina antsika ary betsaka ny mitombina ohatra famoronana ady etsy sy aroa ampalemy eo tany manakarena ao afovoany atsinanana,hifehezana sy androbana reo andalampandrosoana ,fizarana @ fomba moderna ara-ekonomia reo kontinanta 5 mba ho eo ambany vahohony imperialista sy ny sisa tsy voatanisa
ary tsy misy idirany fivavahana fa sarontava fotsiny
hanakonana ny ideolojia ny sasany
23. tsoupou ( 22/07/2006 06:43)
Mety ho marina io ka, fa mety ho no-basé-ndreo olona ireo t@ prédilection an'i NOSTRADAMUS daoly nge ny action hataony e, dé otran oe ry leirony no maître nefa iz manaraka anlé an'i Nostradamus fotsn.
Ny ankamaroan'ny olona nge tsis mino an'io prédilecction an'i Nostradamus io e (fa za mino an, efa betsaka ny réalisée sady à temps mitsy)
24. lapino ( 25/07/2006 12:51)
Jereo ange ity video ity: http://www.dailymotion.com/relevance/search/maitres%20du%20monde/video/x5ekw_maitresdumondev2
dia ahoana no fahitanareo azy?
25. Achia ( 26/07/2006 08:59)
Fa mba ny tiako hanontaniana hoe ilay maitre du monde sy le franc maçonnerie ve misy hifandraisany e
26. saho ( 09/09/2006 19:25)
Presque president americain hatr@ izay dia nanao fiofanana tao @ io ecole elite malaza ao Amerique io ary tsy tafiditra pres mihitsy raha tsy mahalala connection ao.
Mba avadio teny gasy aloha ilay connection mondial io fa tena marina io...izaho tena mino mihitsy fa sady tsy misy rariny no tsy misy masina eto an-tany fa raha efa nahita ny fiainana tandrefana toa ahy, toa ireo miseho ao @ video ireo dia tsy ho tafavoaka raha tsy miaraka @ fisainana tany @ tany niaviana...

Izany hoe rehefa voan\'ny consomme, vezivezy, routine, tia vola, tia fiainana mandroso dia very raha tsy manana ny pouvoir d\'esprit...
Misy fetrany daholo ny zava-drehetra ary ny aina tsy mifametra fa dia mionona ao @ Tompo no azo atao satria izy ihany no hiafarana...

Ahoana no hifototra @ fahaverezana eto an-tany raha tsy miaina @ fiainana fiononana ao @ Kristy. Izy ihany no mety hanova ny anjaranao ao @ fiainana milamina sy fahamarinana.
Bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6954