nandrava inona hono ? izy aloha de olona nalaza be mihintsy satria azy ny Railovy , bogosy ? heu.... :-D:-D:-D tsy tadidiko loatra fa efa nahita azy matetika mihintsy zah na de tena mbola zaza aza satria nifanolom-bodindrindrina de mijery ny répettion'nry Vola sy Noro koa!:)
Ka za aza tsy nahita azy akory fa ny manodidina ahy koa mitantara izany satria nifanerasera taminy. Ianao izany teny Avaradoha no nipetraka?