mahavarina
21. Herimiafina
(
25/05/2006 13:10)
90%-n'ny olona mifanerasera amiko isan,andro ohatra dia hitan'ny detecteur de mensonge-ko fa mandainga.
Matetika resaka complexe no mahatonga izay na koa mahafinaritra andry zareo ny henoiko ka asiany sira tsara ny resaka atao mba hifantoka aho angamba.
Misy ihany koa mampalahelo fa mpiasa enjehin'ireny auditeur interne amina orin'asa ireny amin,ny resaka liquidation ohatra.
Lazainy fa mangalatra nefa olona maontina tsara sady hendry, enjehin'ilay auditeur fatratra ary efa lazainy fa mangalatra. Matahotra ilay mpiasa ka hany ka lasa miteniteny foana ary lasa manadainga mihintsy hanavotany ny tenany matetika.
Misy hoa io natosika handainga mihintsy.
Ny hany vaha-olana dia miatomboka aminao, raha misy olona mandainga taminao dia miezaha aloha mijery fitaratra sao dai avy aminao no antony lehibe nahatonga azy handainga.

22. vale
(
25/05/2006 13:26)
pissoa a: hay ve eh, :-D tena lasa adinoko ambakan'ilay lohevitra? an,an, marina ge ireo voalazandry ireo hoe mety ho izao sy izao... no mahatonga ny ol handainga e, fa le phrase-kelindry iry no manjary lasa otrany hoe >ilay handaingàna indray zany no ratsy? raha nanao zvt tsy nety izy tsy tokony handainga @ akory fa tonga dia ialàna tsy ho namana ntsony izy dia samy vita:D
23. pissoa
(
25/05/2006 13:30)
Hihihi, azafady ary fa ohatran'ny azo raisina tamin'izay sens izay ny nosoratako e :-*:-*:-* Hitako njy tezitsa kely :-D:-D:-D
:-* njy.
:-* njy.
25. pissoa
(
25/05/2006 14:03)
Rehefa tsy ezahina fantarina ny antony nandaingan'ny andaniny, dia lasa miady fotsiny (Miady amin'ny tsisy dikany).
Raha comprehensif kosa ny ilay nandaingana, ary comprehensible ilay antony nandaingana dia tsy misy olana.
Raha comprehensif kosa ny ilay nandaingana, ary comprehensible ilay antony nandaingana dia tsy misy olana.
26. Fiffi
(
25/05/2006 14:37)
raha mba manao izay azo hatao rehetra mba tsy handainga nefa raha tratran'ny ny laingan'ny hafa , io no tena mankarary fo!
27. boubounezy
(
25/05/2006 19:49)
ra ny @ko alou dé efa mankaleo anah zany resaka zany fa efa nijajajajako teto fa tena tsy reviny pokona eto ny atao wé cincerité zany e! aléo ra za enao ry bobone dé manao hypocrite ra té ho tinjy zareo a!
bobone:
Hono a! e!
Fa maninona ny olona sasany no tsy mba milaza ny marina fa mavandy na mandainga?
Fa maninona no minia mikipy manoloana ny tsy rariny:?::?:
28. boubounezy
(
25/05/2006 19:55)
mpandainga dôly tsika retsa eto fa aza asina fananarana bé tsony fa efa azo ny msg e! aleo votsinjy azolena toy zay milaza ny marina ny antony tena itako samy té ho vedety dôly knou!!! ty tena fa ny tenany iany ny tiny ho tsara2 @ zavatsa retsa miseo eto. ary vô manao resaka délicat zany eto dé any andavany mamba ny retsa minana anao dôly zay ny tena itako eto. ny 10% ny soratany eto iany no marina...sns
pissoa:
Ato amin'ny fitiavana ilay lohahevitra dia izay no hanehoako hevitra.
bobone:
Fa maninona ny olona sasany no tsy mba milaza ny marina fa mavandy na mandainga?
Be dia be ny antony.
Misy ny mandainga fa te haditra tsotra izao. Iny dia tsy misy ady hevitra fa :evil::evil::evil: be.
Matetika kosa nefa dia ny fiaraha-monina mihitsy no manery ny olona handainga. Ohatra maromaro:
1 - Ny fanavakavahana (amin'ny lafiny rehetra) ohatra. Misy ny olona, nahatsiaro nailika tany amin'ny nalehany taloha. Fara-heriny, mandainga, manafina ny tena maha-izy azy ny tena amin'ny voalohany.
2 - Efa heno matetika ilay toetran'ny olona tsy mahazaka ireny dia manaratsy any ambadika any, mitantra antsanga tsy aman'orana, na mitantara izay mety ho fahalemenao nandalo mihitsy hamotehana anao. Dia ho gaga ve isika raha mandainga amin'ny tantarany aloha ny olona amin'ny voalohany.
3 - Ny fifosana sy ny resadresaka mandany andro. Ny zava-misy eny anatin'ny fiaraha-monina eny dia toy izao: Raha misy olona iray, mahita mpinamana nifanena ka niresaka teo amin'ny sisin'arabe. Dia raikitra ny fosafosa, dia miampita ny resaka, misy versions dimam-polo eo an-tanana. Rehefa tonga any amin'ny olon-tianan'ny iray tamin'ireo mpinamana ny resaka, dia toy ny hoe nifampitolona teo an-karabe izy ireo, ary ny olona rehefa nitantarana ilay resaka, dia afaka mijoro ho vavolombelona nanatri-maso daholo. (No-exagérer-ko kely angamba, fa dia toy izany no vokatry ny resadresaka sy ny fosafosa tsy misy dikany rey olona oooo) Dia ho gaga ve ianao raha manontany ahy hoe Efa manana sipa ve ianao, dia iza no sipanao? ka hamaly aho hoe tsia na dia efa manana aza?
4 - Ny mpiara-monina manenjika sy manao tsindrio fa lavo.
5 - Ny mpiara-monina tia sikotsikotra.
Izaho tsy miteny mihitsy hoe tsara io mandainga io na inona na inona antony. Hoy fotsiny aho hoe sao isan'ny antony mampandainga ny olona ianao (Tsy ilay nanokatra ny ady hevitra akory io ianao io fa ankapobeny fotsiny).
29. boubounezy
(
25/05/2006 19:58)
(l)ita kia kou!:-*
vale:
mpandainga = olona "TSY SINCERE" ,"TSY POSITIFS",mety ho"COMPLEXE"ihany koa, satria misain-dratsy an'ilay olona iresahany:evil:,MPIHATSARAVELATSY satria maninona no manohy ilay fifandraisana ihany nefa MIAHIAHY ilay olona iray? maninona raha tonga dia mihatakataka(raha mahatsikaritra zvt hafa eny @ ilay iray) fa tsy MANDAINGA???? miteny io aho satria misy namana niteny tery ambony hoe "SAO KOSA IANAO DIA ANISAN'ILAY OLONA MAMPANDAINGA NY OLONA?"
bobone>>< mahereza akia fa fiainana daholo izany, ary @ izao andro efa miharatsy 2 izao dia vitsy no ahitàna olona tena SINCER sy DROIT (l):-*:-*:-*:-*
30. boubounezy
(
25/05/2006 20:00)
fiffi d'efa vofahandalitsa njy zany kou!!!
Fiffi:
raha mba manao izay azo hatao rehetra mba tsy handainga nefa raha tratran'ny ny laingan'ny hafa , io no tena mankarary fo!
31. boubounezy
(
25/05/2006 20:04)
tsy misy zany compréhensif zany kia eto a! aza tsatsa fotsiny dé mahay fa samy ahazo ny anjarany dôly na ny miséo ho menjika aza e! dé @ zay vô ngamba lasa miporina tsisy otsizany eo:-D:-D:-D:-D
pissoa:
Rehefa tsy ezahina fantarina ny antony nandaingan'ny andaniny, dia lasa miady fotsiny (Miady amin'ny tsisy dikany).
Raha comprehensif kosa ny ilay nandaingana, ary comprehensible ilay antony nandaingana dia tsy misy olana.
32. Fiffi
(
26/05/2006 05:03)
matoa ny olona mandainga dia misy antony ao. Tsy anjarantsika ny hitsara azy hoe maninona na ny antonin'ny nandengainy fa aleo izy hanazava azy any @ olona nandengainy tany .
Io fitsarana sy fitsikerana io hiany manko no tena mampisy ny olana sy ny ady .
Io fitsarana sy fitsikerana io hiany manko no tena mampisy ny olana sy ny ady .
33. pissoa
(
26/05/2006 05:28)
boubounezy:Tsy misy azoko ny tianao tenenina nefa ny hevitro no quoter-nao :roll: Fa na izany ny atsy izany aza, tsy mpananatra velively aho eto amin'ny serasera fa mpaneho hevitra fotsiny. Izay mahita ny hevitro ho fananarana dia raiso ary ze tsara e :oops:
mpandainga dôly tsika retsa eto fa aza asina fananarana bé tsony fa efa azo ny msg e! aleo votsinjy azolena toy zay milaza ny marina ny antony tena itako samy té ho vedety dôly knou!!! ty tena fa ny tenany iany ny tiny ho tsara2 @ zavatsa retsa miseo eto. ary vô manao resaka délicat zany eto dé any andavany mamba ny retsa minana anao dôly zay ny tena itako eto. ny 10% ny soratany eto iany no marina...sns
boubounezy:Hoy ny Gasy hoe "tsy misy tsy diso fa izay to fo mpamosavy" (Nojereko kely tao am'ohabolana fa tsy tadidiko). Aoka hitandrina fotsiny sao mamosavy teny ihany.
tsy misy zany compréhensif zany kia eto a! aza tsatsa fotsiny dé mahay fa samy ahazo ny anjarany dôly na ny miséo ho menjika aza e! dé @ zay vô ngamba lasa miporina tsisy otsizany eo
Tsy azoko mihitsy ilay eto resahin'i boubounezy. Eto an-tany ve io, sa eto amin'ny serasera, sa eto andavamamba ... tsy azoko :roll:
34. pissoa
(
26/05/2006 05:30)
Oops, sao mamosavy tena no tiako tenenina teo fa tsy mamosavy teny. Ialana tsiny.
35. Fiffi
(
26/05/2006 05:37)
matoa ny olona mandainga dia misy antony ao. Tsy anjarantsika ny hitsara azy hoe maninona na ny antonin'ny nandengainy fa aleo izy hanazava azy any @ olona nandengainy tany .
Io fitsarana sy fitsikerana io hiany manko no tena mampisy ny olana sy ny ady .
36. pissoa
(
26/05/2006 05:54)
Ie :-*:-*:-*
Fiffi:Dia raha tsy mety mihaino azy koa ilay hanazavany fa miziriziry fotsiny ianao :evil::evil::evil: be satria nandainga dia mbola mety miady ihany ny farany :(
a aleo izy hanazava azy any @ olona nandengainy tany .
37. Fiffi
(
26/05/2006 06:21)
pissoa: marina akia ny andry an! fa tena tsy arako akia io fomba iray io an! marina fa maha :evil::evil: ireny saingy inona ary no mba azontsika hatao ?