embona

1. cutie ( 24/05/2006 00:14)
Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:51
2. Fiffi ( 24/05/2006 03:02)
cutie: misy tonony kely haindry ve aloha ? tena manampy manko raha mba misy indice kely an! :):-*
3. cutie ( 24/05/2006 11:14)
fiffi misy we :
Ny fitia izay nomeko azy, dia ny fitiavako rehetra ...............
arahako @rvg akia a :P
4. pissoa ( 24/05/2006 11:50)
Ngah izany no titren'io :roll:

Io teneninjy io ngah tsy oe

Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
[...] fa tsy vazivazy
Ka ny aiko no fetra.

Izy no hany tokako,
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny [...]
Omeko ny fitiavako,
Ny foko sy ny amiko
Hiaradia mandrakizay amiko.

[...] no indro ataoko porofo
Fa ny fitiavako dia tsy hiofo.
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy ny velirano.

Ialana tsiny fa misy tsy tadidiko indray :roll:
5. cutie ( 24/05/2006 11:56)
pissoa
efa haiko akia le izy fa misaotra nisahirana a:P
6. Liebe ( 24/05/2006 12:51)
cutie> azonao soratana feno eto ve fa tiako be koa io hira io
7. cutie ( 24/05/2006 12:53)
liebe ie,ndraso raim:P
8. cutie ( 24/05/2006 13:00)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
De ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara dia mandrakizay amiko

De lapasoa no indro ataoko porofo
fa ny fitiavako tsy ho lo
Ho vavolombelona ankitsirano
Ny dina vita sy velirano.
9. Herimiafina ( 24/05/2006 17:18)
cutie:

Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?

Tena manembona marina ity zazavavy iray ity marina :lol:

Ny ahy retsy ilay "ny manantena ihany" iny no mba tena reveko de ilay "fitia tsiambaratelo" iny koa e. :-D
10. Liebe ( 25/05/2006 05:29)
cutie> 'saotra :-*
11. Fiffi ( 25/05/2006 05:41)
cutie: misaotra akia an! tena tiako be koa io hira io. :):-*:-*:-*
12. cutie ( 25/05/2006 12:25)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 24-05-2006 22:18:50
Lohateny : Re : embona
Hoy i cutie:

Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?


Tena manembona marina ity zazavavy iray ity marina

Ny ahy retsy ilay "ny manantena ihany" iny no mba tena reveko de ilay "fitia tsiambaratelo" iny koa e.

tsy haiko zany manantena zany , le fitia tsiambarateloio no tiako:P
13. cutie ( 25/05/2006 12:26)
tsy misy fisaorana ry fiffi sy liebe,faly za fa mitovy feeling amiko nareo:P
14. Fiffi ( 25/05/2006 13:28)
Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io.

cutie: hummmmmm ! tiako akia io hira io an! tena.....
15. cutie ( 25/05/2006 13:36)
fiif vo nampidiriko ao hira mandeha io, fa henoy refa veo :P
16. Fiffi ( 25/05/2006 13:42)
cutie: hummmmmm :-*:-*:-*:*:*:-*:-*:-*
17. Liebe ( 25/05/2006 13:52)
owéeeee :-* cutie :-*
18. Fiffi ( 25/05/2006 14:02)
hummmm !! tsara zany hira zany an! :):-*:-*:-*:-*
19. ari.malala ( 26/05/2006 08:33)
Fiffi:

Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io.

cutie: hummmmmm ! tiako akia io hira io an! tena.....



Io hira tenenin'i Fiffi io no tena embona ko! d zao no tonony hatram farany


Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io
Indray maraina tomaratra izay
Ny volana mbola teny ho eny
Ny vorona kosa faly injany
Mikalo miantsinanana any
Tamin'izay sendra nandalo
Olona iray tsy ho adinoiko
Io no tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Ny hany mba mahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io


Atolotra manokana hoan'i Fiffi ee :-*:-*:-*:-*
20. Fiffi ( 26/05/2006 08:40)
ari.malala: fisaorana eram-po , eran-tsaina no hataoko andry an! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275