mpivady

1. dinamo ( 23/05/2006 11:18)
taoriana loza matsiravina iray dia niakatra tany an-danitra avokoa ireto mpivady maro ary dia teo anoloan 'i saint pierre:

hoy i Piera:
- azafady manaova ianareo laharana 3, ka ny vehivavy rehetra ny laharana voalohany, ny lehilahy rehetra izay nahatsiaro tena fa nanjakan'ny vadiny ary ireo lehilahy izy nahavita nanjaka tamin'ny vadiny

minitra vitsy taty aoriana, gaga i piera fa nisy lehilahy iray tao amin'ny laharan'ny lehilahy nahavita nanjaka tamin'ny vadiny satria efa ela tokoa no tsy nisy izany, ka nanotany i piera

- hono ho'aho, tena sur ve ianao fa tokony ho eto amin'ity laharana ity?????
namaly ranamana

- tena tsy haiko fa ny vadiko no niteny tamiko hoe makanesa eto :idea::idea:
répondu par mamafara le 27/05/2006 08:58
2. totofy ( 23/05/2006 11:26)
:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 23/05/2006 11:39)
=))=))
4. booboo ( 23/05/2006 11:42)
=))=))=))
5. mandrindra ( 23/05/2006 11:53)
:-D:-D:-D
6. rebecca ( 23/05/2006 11:59)
:-D:-D
7. mamzelkely ( 23/05/2006 12:29)
tô no comment be dôly ry reto nareo :-D:-D:-D
8. Fiffi ( 23/05/2006 12:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 23/05/2006 12:51)
io ko zao fiffi fa manao no comment :-D:-D
10. mandrindra ( 23/05/2006 13:04)
:-D:-D
11. mamzelkely ( 23/05/2006 13:29)
ahan za ts hiteny trony :-D:-D hanao no comment ko za am manaraka:-D:-D
12. mandrindra ( 23/05/2006 13:42)
:-D:-D:-D
13. mamzelkely ( 23/05/2006 13:57)
14. dadabe ( 23/05/2006 15:07)
:roll::roll:
15. totofy ( 23/05/2006 15:41)
:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
16. Aino ( 23/05/2006 16:40)
:-D:-D:-D
17. sasa ( 24/05/2006 03:56)
=))=))=))=))
18. Liebe ( 24/05/2006 04:34)
19. mamzelkely ( 24/05/2006 05:01)
:):°):-D:^):-D:-D
20. onjah ( 24/05/2006 12:52)
=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077