Ny nenina
21. Fiffi
(
24/05/2006 03:20)
ary raha izao indray ? efa nilaza daholo ny rehetra fa tsy mety ny niarahana t@ le olona nefa de mbola nanao zay tiany natao hiany ! satria hoe efa lehibe ny tena ka mahafantatra izay tiany hataony! Nahazo zazakely izy avy eo nefa dia nilaozan'le bandy !!!!
Eo zay vao miteny hoe: "tena manenina aho ! tahak'izay hiany nohenoko ny rehetra"

22. sasa
(
24/05/2006 04:32)
Fiffi marina io betsaka ny manenina amin'ny tsy fihainona ny tenin-dRay amandReny sy ny havana, satria matoa ny olona mandrara d misy antony izay, ka mba tokony ho jerena ihany ny haleha sy ny atao, moa misy koa ny bandy mi-profite an'le fandrarana ka raha vao mahita irika hialana izy d iny no lasa d eo amzay no tonga le fanenenana.
24. mamzelkely
(
24/05/2006 05:17)
fiffi io ko tena betsaka io cas io fa efa vita zany ts azo atao wa ny manenina fa aleo ny ho avy fôna no banjinina atao hanatra amin'ny manaraka :wink:
25. Fiffi
(
24/05/2006 05:31)
Ralay: hummmm ! zany an ? de ahoana akia zany ho avy tsy hanenenana sahady zany ? nga hono efa tena voasoratra ao hoe Ralay zao ny ho avinao ? hummm:*
sasa: ny olana manko de mankarary azy ary tena marary mihintsy izy satria nahoana ? nanjary tsy misy ray le zaza !

26. mbaliana
(
24/05/2006 09:43)
fiffi>mampalahelo tokoa le zaza hoe tsisy ray nefa tsy aleo ve tsy misy toy zay hisy fa hampifilafila an'le zaza fotsiny refa avy eo le rainy...
raha ho ahy manokana aloha, refa natao am-pitiavana ny zavatra retra, na inona na inona ny vokany tsy manenina e...:):)

27. Herimiafina
(
24/05/2006 12:35)
Io retsy ry Fiffi aza adino fa talohan'izao toe-draharaha izao dia nisy ny safidy natao. Olondroa no nanao ny safidy fa tsy ilay sipa irery akory.
Hafa mantsy ny hoe no-forecer-na hiaraka amin'io ramatoa io ilay bandy, hafa indray izay satria safidin'ilay ramatoa irery.
Hafa koa ny hoe, nanao teny feno fitaka ilay bandy hanararaotra dia handositra avy eo, hany ka nampitongilana ny safidin'ilay ramatoa, no-manipuler-ny izany ilay olona hisafidy azy, dia avy eo nofitahiny.
Amin'izay lafiny izay no tokony hotrandrahana satria misy transgression règle morale be dia be ao.
Ny olona efa lasa moa dia efa lasa izy izay ka inona no azo atao fa dia mionona. heritreretina hoe maty ilay olona.
Tadidio fa mandainga ny olombelona tsy manenina, mi-evacuer sy mi-sous-estime ny sentiment humain faran'izay kely indrindra.
Tsy maintsy misy foana ny NENINA fa ny vaha-olana dia tsy ny hoe aza Manenina izany, fa kosa maitriser-o ny nenina ao aminao.
Ny fotoana no fanafody ary ny distraction, betsaka ny olona ary betsaka ny possibilité, fa ny saina no efa voasintona amin'iny zavatra iray iny (iny olona iray iny) hany ka tsy mahita intsony ny possibilité hafa.

28. Fiffi
(
24/05/2006 15:16)
Herimiafina:le hoe heritreretina hoe maty kosa aloha le olona angamba toa tsy hety satria raha vao mijery ny zaza fotsiny de miverina ao an-tsaina avokoa ny zavatra rehetra , indrindra fa mba nahazahoana fafinaretana hiany tà fiarahana.
Ny olona efa lasa moa dia efa lasa izy izay ka inona no azo atao fa dia mionona. heritreretina hoe maty ilay olona.
31. Herimiafina
(
24/05/2006 17:31)
Tadidio fa tsy misy izany olona tsy nanenina izany fa raha tsy izany tsy niforona sy tsy ni-existe mihintsy izany teny hoe "nenina" na "regret" izany.
Na hanina tsy nohaninao aza mety efa nanenenano. hehehehe:-D
Ny olona efa maty koa rehefa jerena ny zaza dia mampanembonembona tsy tanty kah. Saingy iny sur kokoa hoe tsy hiverina, dia tsy misy azo atao afatsy ny mionona.
Ny mionona koa dia anisan,ny toetran,ny olombelona, ary tsy misy anjely mivelona eto ambonin'ny tany ka tsy hionona.

33. Fiffi
(
24/05/2006 18:37)
Ralay: ::* hummm! zany an! ka le izy kosa aloha de samy manana ny heritreriny ny tsirairay sy ny fandraisany azy , raha ianao zao tsy nanenina fa ianao aloha lhl , hafa kosa anie zahay vhv an!
Herimiafina: ny zavatra tiako lazaina hoa de ny hoe: manenina ilay olona ary mankarary azy io fanenenana io . Marina fa hoe nanao hadisoana izy satria tsy mba nihaino izay zavatra nolazaina azy fa de nanao be marenina fotsiny. Nefa tokony ho fantarina hiany fa matoa ny olona rehetra niteny hoe tsy mety ny hiarahanao @ io olona io de ao raha.. zany.
Donc: tsy aiko hoe mety tsy azo hatao kosa aloha ny hiteny hoe ny nenina tsy aloha hananatra fa .....mba mafy koa ny mahazo azy.

34. zandrikely
(
24/05/2006 18:39)
aza manenina zany fa jereo sy tsidiho kely ny lasa , dia mijereva any aloha
35. Fiffi
(
24/05/2006 18:48)
fa ny lasa homban'ny lasa fa ny ho avy no banjinina , eny na dia ho an'io zaza tonga tsy nangataka io aza.