accident matsiravina mapataatsa sa tsy?

1. boubounezy ( 23/05/2006 03:58)
nareo ve tsy mba mataatsa mijery oull maratsa na maty ny accident? oatsa reny lé loany oull vôitsaka ny camiô reny dé fisaka be tsisy jerena tsony; na tongotsa vôitsakiny masina dé potipotika be lé tolana.grrrrrrrrr!! tsy mampatory avy eo ny mijery azy:@:@:@:@
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:41
2. Rafotsy ( 23/05/2006 04:12)
Indry koa toa mijery zavatra manome nofy ratsy !
Misaotra an'Atra aho fa mbola tsisy ny hoe tsy maintsy natrehina izany fa rehefa sendra aho eny an dalana dia akipiko ny masoko .
3. Fiffi ( 23/05/2006 04:30)
zah aloha raha vao accident de tena hatahorako daholo de tsy sahy mijery mihintsy an!
4. mandrindra ( 23/05/2006 08:25)
adidy ny manome tanana ny olona tratran'ny lozampifamoivoizana ka hitsoaka ho aiza ?
tsisy tokony atahorany izany fa ratra toy ny ratra rehetra ireny.
5. hery ( 23/05/2006 08:51)
Ary mahavoasasy raha ohatra ka olona maratra mafy mila vonjy no odianao tsy hita fotsiny.
6. pissoa ( 23/05/2006 09:35)
Zah tsy matahotra an'ireny fa ny ahy le voadidin'ny lame na zavatra maranitra no mampatahotra be ah :x (Tena marina io an)
7. booboo ( 23/05/2006 09:39)
zany ? 8O. Ny anà ny mifanohitra @ zany. raha zà klou ( sanatriavina anie zany! amen ! ) no mahita accidents ôtra tantarain'i Boubounezy io dé zà koa isan'ny aterina eny @ hopitaly angamba !
8. ravakamalala ( 23/05/2006 10:23)
za tena efa nahita mihitsy tany mahajanga, nisy accident tamin iny lala mahitsy mankany amborovy iny, dia izahay nandalo tena taorian ny accident, tsy maintsy nitondra ilay olona naratra, anankiroa rizareo : ny an ilay rangahy, goaka teo amin ny takolany dia tena miporotidritika mihitsy lé rà,ohatran ny robinet, dia ny an ilay anankiray indray, nivadika tanteraka ny tongony, nanomboka teo amin ny fe-ny dia iny tongony iny tena nihodina tany aoriana, fa tsisy maty aloha e!
9. Herimiafina ( 23/05/2006 13:00)
boubounezy:

nareo ve tsy mba mataatsa mijery oull maratsa na maty ny accident? oatsa reny lé loany oull vôitsaka ny camiô reny dé fisaka be tsisy jerena tsony; na tongotsa vôitsakiny masina dé potipotika be lé tolana.grrrrrrrrr!! tsy mampatory avy eo ny mijery azy:@:@:@:@

Marina retsy ny andry an! Raha te ho afaka amin'izay tahotra izay indry dia mijereva foana. Ny zavatra tsy fahita matetika ihany mantsy no manahirantsaina, fa rehefa mahita foana dia folaka ho azy ny saina.

Mba saino anie ny ao andohan'ireny zaza any amin,ny tany misy ady ireny e! Feno ra mandriaka sy habibiana.

10. boubounezy ( 23/05/2006 18:56)
ô rafotsy a! zangé kia tena nahita fa tena natahatsa be za refa tany antsano tsy afaka tao antsaiko nintsy lé izy ra tsy efa 1 na 2 volana e!


Rafotsy:

Indry koa toa mijery zavatra manome nofy ratsy !
Misaotra an'Atra aho fa mbola tsisy ny hoe tsy maintsy natrehina izany fa rehefa sendra aho eny an dalana dia akipiko ny masoko .



11. boubounezy ( 23/05/2006 18:58)
njy kou zany ry fiffi tena mitsôka ady an! ary ra mila fanampina io oull io dé inn ny ataonjy???:wink:


Fiffi:

zah aloha raha vao accident de tena hatahorako daholo de tsy sahy mijery mihintsy an!



12. boubounezy ( 23/05/2006 19:10)
tena marina le adidy alou e! fa le mieritseritsa fa otsany maratsa fotsiny alou dé tena tsy vitako e! satsy nanomboka nahitako lé accident teo @ digue route ny Ivato zay an! taxibé izy io dé manao course ry zalah samy sôféra dé ny ray ary nyvadika lé taxi bé io dé niantso vonjy zé mba tsy naninn sy ny sôféra dé zay t@ taxi bé nifanena t@zareo dé nanampy mba amadiana lé taxi bé zay fa tao ambany nisy ramatou potsika ngamba ny tsatsany dé nefa izy tsy maty fa ny vavany niboiboika rà bé sady misy entona mivôka ary tena nataotsa be fona za na aiza tany aléako dé nanomboka t@zay kou za dé lasa mataotsa mijery rà, na @ filma aza dé njay anjo nisy zavatsa nétézako t@ hety dé ny akikeliko no voétiko teo @ 2cm eo fa tsy nijanona ny rà dé nataatsa bé za dé niantso mpôpé mintsy:-D:-D:-D:-D @ lé fataorana rà fotsiny io a! sady za rery tao antsano dé itanareo @ zany iany lé vokany lé mijery accident nefa ny tena mba te airy saina ery!!! nga tsy lozaaaaa!!!!


mandrindra:

adidy ny manome tanana ny olona tratran'ny lozampifamoivoizana ka hitsoaka ho aiza ?
tsisy tokony atahorany izany fa ratra toy ny ratra rehetra ireny.



13. boubounezy ( 23/05/2006 19:11)
zay kou alou tena marin'e! manjary manao non assistance d'une personne en danger:!: maintry


hery:

Ary mahavoasasy raha ohatra ka olona maratra mafy mila vonjy no odianao tsy hita fotsiny.



14. boubounezy ( 23/05/2006 19:13)
pissoa za kia tena na manapaka loany akou aza tena tsy vitako trony mintry a!:lol:


pissoa:

Zah tsy matahotra an'ireny fa ny ahy le voadidin'ny lame na zavatra maranitra no mampatahotra be ah :x (Tena marina io an)



15. boubounezy ( 23/05/2006 19:20)
za njay nahita le loana maramila voitsakiny pouné ny berlier nitonja anjy zareo ande anao sécurité tany betogolo fa nisy conséra be tany t@ zay anjo zay, dé teo @ bouldina ramaroson teo mintsy no nisy lé izy fa tena tsy natory tsony za volana maro2 fa tena ny vatany fotsiny sisa fa takininn sy takininn sala paté sardine wa lé louany fa tsisy efa tsy traceny nofo kely sisa manify bé eo @ tany eo f'enao nga aona??? na ny karandoany aza tsy itanao zany fa lé tanana misy montre éléctronika no mba tena ita mou zany e!:@:@


booboo:

zany ? 8O. Ny anà ny mifanohitra @ zany. raha zà klou ( sanatriavina anie zany! amen ! ) no mahita accidents ôtra tantarain'i Boubounezy io dé zà koa isan'ny aterina eny @ hopitaly angamba !



16. boubounezy ( 23/05/2006 19:29)
za kou alou efa nahita lé tongotsa mivadika reny e! fa izy njay nipoahany grenady tany avoulou ny natonga anizany dé nefa io oull io zany vhv dé vô nanambady eo @ 1an eo izy nananjanaka kely 9mois dé nisy kou t@zay gôka bé ny masony dé vorivorikéna ny otsany miseo eo dé nisy kou ny kibony gôka bé nefa lé oulla mbola mavita miteny iany wé jereo ny kibony fa gôkabé ny grénady:-D:-D:-D tsy mmé loza alou fa zay ny mba itako satry diso curieuse lotsa ty ra boubou ka nanaraka reny zornalista reny, nefa mou ny afarana dé fanampina oull tradoza iany ny afarany ka tsy nanenenako. ny mba nanenenako ny naita lé faty betsaka be tao @ morgue fa tena feno karazy tao zé style retsa itako tao dôly ka lasa nanonofy ratsy be njay za nanjitsa ny volana maro2:!::!::!: tanjemo fa mapataatsa be reny a!


ravakamalala:

za tena efa nahita mihitsy tany mahajanga, nisy accident tamin iny lala mahitsy mankany amborovy iny, dia izahay nandalo tena taorian ny accident, tsy maintsy nitondra ilay olona naratra, anankiroa rizareo : ny an ilay rangahy, goaka teo amin ny takolany dia tena miporotidritika mihitsy lé rà,ohatran ny robinet, dia ny an ilay anankiray indray, nivadika tanteraka ny tongony, nanomboka teo amin ny fe-ny dia iny tongony iny tena nihodina tany aoriana, fa tsisy maty aloha e!



17. boubounezy ( 23/05/2006 19:40)
marina alou zany ny anao ry herimiafina fa za ngamba mbola mety tsy nateraka aita anizany ady sy ra manjika zany kou!!!:^) dé za njay misy finiavana ijery na kou anampy njinja2!! fa refa avy eo za manonofy ratsy fona manjitsy ny volana maro; za t@ mbola kely zao teo @ 7 na 8ans teo ngamba za t@zay dé nahita rafotsy bé voitsakiny masina tany bira dé teo @ loalikany teo zany no tena itako atseo @ féany zany e! fa teo @ lé rôtule mintsy lé kodiarana masina no nandalo @ loalika zany dé jereo reny tolana ny hena omby eo @ rotule somary mavo2 dé misy taviny kely eo @ tendon, iny no itako dé nanjitsy ny volana maro mintsy za t@zay tsy sa natory reny no tsy ty ninana hena njinja hena omby!dé zany wé za zany miezaka mijery fona fa tsy mety afaka ny taotsako na atsamizao aza ary zao vô maika tena matahatsa be ary; ka lé curiosité kou ngé ony tena vilain défaut e!:°)


Herimiafina:

boubounezy:

nareo ve tsy mba mataatsa mijery oull maratsa na maty ny accident? oatsa reny lé loany oull vôitsaka ny camiô reny dé fisaka be tsisy jerena tsony; na tongotsa vôitsakiny masina dé potipotika be lé tolana.grrrrrrrrr!! tsy mampatory avy eo ny mijery azy:@:@:@:@

Marina retsy ny andry an! Raha te ho afaka amin'izay tahotra izay indry dia mijereva foana. Ny zavatra tsy fahita matetika ihany mantsy no manahirantsaina, fa rehefa mahita foana dia folaka ho azy ny saina.

Mba saino anie ny ao andohan'ireny zaza any amin,ny tany misy ady ireny e! Feno ra mandriaka sy habibiana.





18. Fiffi ( 23/05/2006 19:41)
hery:
Ary mahavoasasy raha ohatra ka olona maratra mafy mila vonjy no odianao tsy hita fotsiny.
an3 ka! tsy hoe hodiana tsy hita fotsiny fa misy zavatra hafa azo hatao anie na dia tsy sahy mijery aza eh ! ohtra mi-phone eny @ borne raha tsy manana portable , manao signalisation ho an'ny fiara mba andeha moramora , efa nanao an'izany mihintsy aloh zah an!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1947