Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina

1. Oully ( 22/05/2006 13:02)
Antsa tononkalo DOX ao amin’ny FIAP amin’ny 8 ora alina



Amin’ny 27 mey 2006 amin’ny 8 ora alina dia hisy antsan-tononkalo
hotanterahin’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa ao amin’ny FIAP, ao anatin’ny
„TAONA DOX” izay hahatsiarovana ny mpanoratra sy hanangonana ny
hoenti-manana amin’ny fanatanterahana ny tsangambatony eo Andohalo, any
Madagasikara. Izany dia fiaraha-miasa amin’ireo Taranaky ny Mpanoratra sy
ny mpanatanteraka ny hetsika Taona DOX.

Ny tapany voalohany amin'ny fotoana dia natokana ho an'ny olona rehetra te
hiantsa ny tononkalon'i Dox na iza na iza.

Tongava maro,

novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:10
2. Fiffi ( 22/05/2006 13:33)
fa aiza io ?
3. Fiffi ( 22/05/2006 13:36)
any dago sa aiza ? de aiza le adiresy ?
4. Oully ( 22/05/2006 15:28)
Mialatsiny fa tsy ampy marina ilay Infos, noheveriko fa efa mahalala ny FIAP ao Paris daholo ny olona rehetra:lol:. Raha ny tena marina dia nanao copie-coller fotsiny aho fa azafady

FIAP JEAN MONNET - 30 rue Cabanis 75014 Paris - FRANCE -

Métro: Glacière.
5. Fiffi ( 22/05/2006 19:08)
Oully: :):-*:-*
6. Dadamaintso ( 22/05/2006 20:11)
yes, sady mila dôzidôzy alohan'ny hihaino ny sangan'asan'i Dox zany an! lol bé:^)
7. Fiffi ( 23/05/2006 19:10)
zany an ?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4309