raha somary efa antitrantitra le ravintsôsety de mixer-na; de manao sôsy tongolo voatabia;sakamalaho;tongolo gasy;carry;poivre; avy eo harotsaka ilay ravina avy ni-mixer-na avela ho ritra kely de avy eo de tampohina rano kely de avela ho ritra.
Manao steak mitokana ampiarahana amny.
dessert mananasy mandevina an'le ravina mahery teo.
endasina medy2 asina sira dé siramamy kely ny hena kisou refa mendy2 iny izy dé endasina ny oignon arotsaka ny tongologasy sy ny poivre ary ny ravitsosety efa nofihazana tsara mba tsy iteradrano bé, refa nifitina ny ravitsôsety dé afangaro @ lé hena kisou efa nendasina a part dé ritina tsara dé croustillant tsara ny ananana sy ny hena no sady matsiro mmmmmmmmmmmhhhhhh!!!!