sportily 2006 (France)

1. booboo ( 20/05/2006 08:51)
Mpikarakara : Sampana Tily FPMA-Paris

Zavatra atao : fialam-boly sy fanatanjahan-tena (foot-ball, basket-ball, tennis de table...)

Daty : Alahady 21 mai 2006

Ora fanombohana : 12 ora atoandro

Toerana : Gymnase République
13, rue Emile Pajot - Pontault Combault-77340

Fandehany : izay ekipa te-handray anjara dia afaka misoratra anarana dieny izao ary 2euros/olona ny fandraisana anjara.

Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy :

-Atoa Rakotomalala Asera 01.70.25.35.73
-Atoa Randrianasolo Tahina 01.45.47.35.63
-Atoa Rakotoarivelo Jarisoa 01.64.40.87.31

Fanamarihana : Misy motika atoandro hamidy eny an-toerana ( enga anie ho motika gasy ohatra ny t@ herintaona :°) ).

Tongava aby zay mazoto sy tsy mahita atao hihihihihi.

Tànana havia.
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:59
2. petakorona ( 20/05/2006 09:29)
ngah akia ndry ry booboo skoto
3. booboo ( 20/05/2006 10:25)
yalaiiiiiiiiii ! hihihihi.
4. Fiffi ( 20/05/2006 10:26)
booboo: fa maninona akia no androany vao nalefandry le antso ? mba nanamboharana ny programa manko raha toa ka ho afaka ny ho any !:)
5. booboo ( 20/05/2006 10:28)
Fiffi > androany vao nalefan-dreo t@ mail taty amiko io raha io.
6. Fiffi ( 20/05/2006 12:57)
booboo: ok ! :)
7. diamondra27 ( 20/05/2006 15:59)
booboo: njy koa akia tara vao niteny nefa 'za izao lasa nanao zavatra hafa rahampitso:
le ping aloha no mahataitra ahy e!

za ho any fa te-hihaona aminjy fotsiny raha mety de mody
8. booboo ( 21/05/2006 05:58)
diamondra27 > hihihi andraso fa hombohiko lé nandefa mail taty oe aza atao tara tsony refa mandefa raha ohtra an'io !
9. Fiffi ( 21/05/2006 06:46)
hummm ! tara sakafo gasy indray zah zany an! :@
10. Fiffi ( 21/05/2006 06:46)
diso le sary kely :(
11. colar ( 24/05/2006 08:19)
za te ho any kanefa sao voroka mody eo kle:-D:-D:-D
12. booboo ( 24/05/2006 08:22)
ié vôroka mitsy fa efa tsisy raha tsony fa efa vita lé izy hihihihihihi
13. Fiffi ( 24/05/2006 08:48)
:-D:-D:-D:-D
14. hexodos ( 28/05/2006 08:34)
IZA NO NANDRESY E
15. fykely ( 10/06/2006 08:31)
tanana havia!
scout daolo v nareo zany?
za re te hanao scout aty fa mbola ts aiko oe aiza a!
booboo mafantatra ana!
bagheera tam 139è e
16. Fiffi ( 10/06/2006 08:59)
zah aloha tsia an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3959