Blaogin'i Soanja
21. soanja
(
24/05/2006 02:14)
Rafotsy:
Ie , marina mihintsy ny andry fa tena lafrantsa kely mihitsy i Diègo tamin'izany. Niala tany aho ny année 68 satria afaka bac dia tao @ campus Ankatso , dia miverina isaky ny vacances , miaraka @ avion ny amirauté !
Za aky anisany nanao soirée tao @ io villa de la marine io satria misy soirée be atao hoe nuit bleue de la marine , ka chic bé mihitsy !
Asa raha tadidindry koa fa rehefa manao escale ny navire école la jeanne , dia fety be koa Diègo manontolo , ary nony lehibebe aho dia inviter tamin'ny festivités koa! Ie , nahafinaritra ireny andro ireny ! Mihomé fotsiny aho namaky ny tsoblo sy tsomanga ndry ! eisy e !!!
Oai Rafotsy a, tena nitovy mihitsy ny zavatra niainantsika tany Diego fa ny vanimpotoana fotsiny no tsy nitovy. Tena anisan'ny mpamonjy Nuit Bleu Marine koa aho fa tsy tao amin'ny Hotel De la Marine intsony no nanaovan-dry zareo azy fa tary akaikini BANA mankany amin'ny port -ny miaramila ary. Fa Jeanne D'Arc kosa aloha dia anisan'ny sambo tena nahafinaritra ahy ni-visiter azy. Mbola hotantaraiko ao anaty tantarako ny momba an'iny fa aleo tsy omena preview indry amin'izay mankafy azy tsara. Tamin'ny afaka Bacc koa aho no niala tany fa vacances fotsiny koa no nataoko, fa dia mitovy tanteraka. Tena faly be aho fa afaka mitantara tsara dia hitandry antsaina ilay Diego fahiny. Misaotra aky a. :-*:-*:-*
23. soanja
(
24/05/2006 15:12)
Rafotsy:
Miandry aky aho ary faly koa manana andry @ ity serasera ity e !
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*