resak 'adala be.....

21. bebe ( 17/05/2006 07:33)
tena hoatrany lasa adala ato raha izaho no mitohy.tsy misy miresaka fa sary fotsiny
22. mandrindra ( 17/05/2006 09:43)
sao dia ilay tsy mahazo an'ilay sary fotsiny no lasa adala :-D :-D :-D
23. mamafara ( 17/05/2006 11:47)
masiaka be mandrindra rankizy a!
24. mandrindra ( 17/05/2006 12:37)
ary manahoana ny sirany ? :-D :-D
25. diamondra27 ( 17/05/2006 15:13)
:-D:-D:-D
misy miadaladala ato izany an!
mandrindra:mety masirasira tsara kosa ngamba รด
sady masiaka no masir =hummm miam miam=))=))=))
26. ikalakintina ( 17/05/2006 15:27)
:-D:-D:-D:-D
27. mandrindra ( 18/05/2006 09:50)
i mamafara no mahafantatra ny sikany dia i diamondra27 no manao miam, miam. mahavarina
28. diamondra27 ( 18/05/2006 10:18)
:-D:-D:-D
29. sweetia ( 18/05/2006 11:07)
efa nandramako ihany ny sirany fa somary bebe a:lol:
30. mamafara ( 18/05/2006 11:44)
ka i bebe aza io efa mitaraina f'angamba mamy lay izy ry sweety. rehefa masiaka ange dia mi miam miam ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422