POLISY GASY = ZERO VIRGULE
21. rurik
(
16/05/2006 07:00)
marina aloha ny daholo zany fa rehefa tratra iaano dia mieritreritra we ny rehetra manao daholo
Fa mino kosa aloha aho fa ny rehetra efa samy nanao daholo eeeeeeeee, tsy ny alatra tomobil na ny zavatra mampiorohoro fa ny tsolotra io angamba kosa dia efa samy nanao daholo .
Fa mino kosa aloha aho fa ny rehetra efa samy nanao daholo eeeeeeeee, tsy ny alatra tomobil na ny zavatra mampiorohoro fa ny tsolotra io angamba kosa dia efa samy nanao daholo .
23. dadabe
(
17/05/2006 02:54)
kanefa dia tsolotra avokoa no fototr'izany rehefa izany , fitiavana kely
25. rurik
(
17/05/2006 07:46)
ka io no mbola vato misaka eo @fandrosoana malagasy mila fanovana be ary tena sarotra ny hilana amin'ilay fitiavakely manana 20 dia te hanana 30 na ny olona manambola aza dia mbola mihaina aminio.
izay toerana alehanao na any @birao izany na any antoerankafa dia misy fona io mampalahelo!
izay toerana alehanao na any @birao izany na any antoerankafa dia misy fona io mampalahelo!
28. Fiffi
(
19/05/2006 04:14)
aty ry zareo de tsy ho lasa polisy mihintsy raha tsy manana Bac an! @ zay koh mbola concours , no mbola 1 taona école avy eo raha voaray ! Ny "Entretien psychologique" mbola mangony fotsiny !!!