saika mba hanontany hevitra momba an'ilay fividianana tarata

1. xxx ( 14/05/2006 17:48)
ohatrany nahita aho fa hoe misy mivarotra taratasy hono aty sao mba mahita ny adiresy ianareo na mahafantatra olona, fa dia mila vonjy be eh.
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 08:56
2. vale ( 14/05/2006 18:26)
:?::?: tsy mahalala! dia aza midi-kizo @ zany fa raha tratra ange ka ho ratsy ny fandehany tantara eh!:)
3. Fiffi ( 15/05/2006 05:27)
xxx: te-hihidikizo angaha ?
4. diamondra27 ( 15/05/2006 07:16)
bedy fa aleo mitady lalana hafa
5. Fiffi ( 15/05/2006 07:28)
zay mihintsy!
6. xxx ( 15/05/2006 08:05)
rehefa izay no tiany dia dia ahoana fa izay sahy maty ihany anie no mifono lambamena eh
7. Fiffi ( 15/05/2006 08:10)
de ataovy izay tianareo zany ary koh! fa tadidio fa "ny nenina hono tsy aloha hananatra fa.......
8. rurik ( 16/05/2006 07:02)
aza mihidikizo marina kle
9. mandrindra ( 16/05/2006 12:21)
dia rehefa izay no tiany dia asaivo miklandy izy zany fa aza mandany vola mividy taratasy izany. ny sazy mihatra mafy kokoa raha mampiasa taratasy sandoka.
10. Fiffi ( 16/05/2006 13:18)
samy olondehibe ka samy mahafantatra izay hataony fa ny namana mba manoro eto fa dia anareo sisa no mihevitre eh!
11. rurik ( 17/05/2006 07:51)
mino kosa aho fa tsy maripototra io zavatra lazainy io fa manadala vahoaka virtoaly eo fotsiny lery.
12. mandrindra ( 17/05/2006 08:17)
rurik, marina izany, ko lery aza tsy hita intsony
13. Fiffi ( 17/05/2006 08:56)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2346