Tsisy haiko
54. mandrindra
(
01/06/2006 12:25)
ianao angaha tsy manana seza? zavatra hafa ary omena ametrahako azy e !:-D:-D:-D
55. pissoa
(
01/06/2006 17:34)
Ka ny sezako ve no omeko asianao fanontaniana dia zah zany tsy hipetraka an :-D:-D:-D
56. mandrindra
(
02/06/2006 06:34)
fa angaha ianao tsy manana afa tsy seza tokana ?, efa fanontanina io an :-D:-D
59. pissoa
(
02/06/2006 10:58)
Hihihi, iray no tena izy dia ny rivotra mitovy amin'ny isan'ny fanontaniana tianao apetraka :-D:-D:-D
60. mandrindra
(
02/06/2006 11:50)
ianao zany afaka manamboatra an'io seza io araka izay isany ilaina satrai tsy mbola voafaritro hoe firy ny fanontaniana :D