Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 ary e!

21. Fiffi ( 16/05/2006 03:39)
ka mba samy te-hilaza ny heviny kosa koh!
22. tangalamaitso ( 16/05/2006 05:01)
Tsy aleo ve ho hita eo daholo aloha izay ho fandaharan'asan'ireo efa nitonona sy mieritreritra ny hilatsaka dia ho hitantsika eo e! Ilay fiaviana aloha dia tokony tsy dia ampidirina loatra ao anatin'ny mason-tsivana satria efa saiky efa samy nandalo teo amin'ny fitondràna daholo ny karazam-pihaviana misy eto Madagasikara. Ny Fandaharan'asany sy izay mety ho fahaizany manatanteraka io fandaharan'asany io no ndao hiadiana hevitra sy hanaovana famakafakàna. Azo anombohana azy ohatra, izay zavatra efa nataon'ny tsirairay entina mitaratra izay mety ho vitany raha toa izy tonga eo amin'ny fitondrana.
23. arson ( 16/05/2006 05:41)
tangalamaitso:zay tokoa angaha satria fantatrareo ihany mantsy ny mpanao ronono an-tavy sns.
Misy anie ny anireo de lasa haron-tabebaka fotsiny e!rehefa tena tonga eo @ fitondrana tsisy apoka.
24. marozevo ( 18/05/2006 20:46)
lemenakely ah > Ary angaha i ravalomanana Marc tsy hirotsaka amin'ity fifidianana omanina ity ? Toa tsy mba ataon-drangahy ao anatin'ireo lisitra ary am-panombohana izy.
Na izany na tsy izany, ny maillon faible faharoa (araka ny hevitro) dia i Rolland Ratsiraka.
25. xxx ( 23/05/2006 23:43)
Mbola misy image (Dimension) hafa koa hifidianan'ny pokona an-dR8 dia ilay hoe tambawax nivoatra! Mi-s'identifier aminy ireo olona lazaiko ireo izay 75-80% ny malagasy.
26. prime ( 24/05/2006 09:56)
=))=))=))=))=))
27. marozevo ( 24/05/2006 14:22)
Mba azavao kely ny hevitry ny hoe tambawax, azafady !
28. prime ( 26/05/2006 08:49)
=))=))=))=))=))=))
29. kiadytsilaitra ( 13/06/2006 19:48)
marozevo: tambawax = tambanivohitra
fa lery aloha ve tena tambawax marina sa mitolojia noetina nandratona ny fon'ny tantsaha fotsiny izany e?

Maillon faible faha-telo: Monja roindefo. Tsy ampy base satria vao loatra, na mitondra anarana efa osa be teo amin'ny sehatry ny politika aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0956