toetra maha zendana

21. lamie ( 13/05/2006 14:07)
ka atao aona ary ny handroso e??
tsy maintsy misy presidà, minisitra, direkitera etc...fa isika tena manana adidy goavana noho ireo an! samy mandray ny andraikitra tandrifiny avy,manao zay mahasoa ny fianakams avy, ny fanjakana tokony manohina ny gasy rehetra zay te hanangana orinasa oh, fa tsy mifidy sy manome zay tsara tolotra,jereo ange ny société goavana rehetra raha tsy ny vahiny daolo no managana sy mitantana reo e!!!tsy hanana société gasy ntsony isika raha zao no mitohy fa privatiséés daholo!!nefa ra8 mitetika an'i mada hitovy an'i amerika???
22. lamie ( 13/05/2006 14:09)
ny an'i sareraka: meditation fona, tonga aiza ianao @ io? reraka eo fotsiny toi annnnnnnnnnn!
za manana vitamine ka!raha mila e!!!
23. Rainikarabo ( 13/05/2006 14:10)
Miasa miaraka no fahombiazana
24. Fiffi ( 13/05/2006 17:19)
lamie:
ny an'i sareraka: meditation fona, tonga aiza ianao @ io? reraka eo fotsiny toi annnnnnnnnnn!
za manana vitamine ka!raha mila e!!!
ka zao anie eh! hoy sareraka "TAISEZ-VOUS" méditation" rehefa tsy manakambara tsony izy de ataony hoe taisez-vous ny olona de hoe méditation hono !!! fa tsy aiko izany fanaovany méditation bizaroïda zany an !!! fa inona aloha ny dikan'ny hoe "méditation " ry sareraka ? soa manko zah no tsy mahazo ny dikany!! hoe "aza misy miteniteny ve" ? :-D


25. pitchou ( 14/05/2006 17:19)
tsy azoko mintsy ny sasany ato! d tena te-hiandry toloram-potsiny fôna ve? d isaky ny maloto ny tranony d hilaza hoe i prézidà tsy nandalo nanentana? d misy koa ny jamais faly fa mila mitsikera fôna! jamais mahita zavatra mandeha sy tsara ny masony sy ny sainy fa ny ratsy ihany no hitany!

d maninn zao refa hita fa tsy mahavoa le filoha raha atao?
26. xxx ( 14/05/2006 20:41)
Communisme angamba no tadiavin'ny sasany, @izay bôjy daholo, ny metro 5 kopecs, ny Pivo-Tochka eran'ny kion-dalàna, ny asa misy foana, rafanja manome toky?
27. lamie ( 14/05/2006 21:33)
zany ange ry pitchou no tena tsy ekeko aloha e!
president,minisitra, direkitera, solombavambaoaka etc...ny mponina no samy mandray ny adidiny,za aloha tsy hiteny @ rasoa hoe tapaho io hazonareo io fa lasa aty antokotaninay daholo ny raviny maina e!
rasoa no tokony tonga saina, mandoto ny tokotanin'olonkafa,pessimiste koa betsaka amintsika an!sa tena tsy fitiavana ankitsy rano???ny an'i xxx:extremisme ndray,ny hanatsara ny fiaianana aza no heverina zao,fa tsy ny fanatsatsoana,ny filoha ve no tadiavina hijery tsirairay ny fianan'ny gasy????
28. marozevo ( 14/05/2006 22:35)
Mangina fa za hiresaka.
Mangingina fa za hiresaka... vazaha miresaka.

Izany no fangejana fahiny : Ianao tsy mahazo miteny fa izy ihany, izay miteny ka sahy mitsikera mpitondra dia migadra. Izany no tsikerain-dry Sareraka sy ry Petsana fahiny fa iainany amkehitriny.

lazainy hoe TAISEZ-VOUS satria te -hiteny izy.

Zany ve no rariny !
29. Fiffi ( 15/05/2006 07:11)
TOETRA MAHAZENDANA MARINA !!!!
30. fijo ( 20/05/2006 03:30)
io voafehin'i methode io no zavamisy any.ary io no tena tsy mampandroso antsika.
31. Fiffi ( 20/05/2006 04:06)
methode:
Ny tena marina dia samy miandry mana milatsaka avy any andanitra daholo ny gasy.Samy tsy te-hanao kanefa te-handroso.Izay manao lazaina ndray fa zara raha manao na hoe tsy tokony ho io aloha fa izao. Mety mbola hiandry zato taona angamba tsika fa handroso rehefa tsy misy tsony ny génération n'ny goaika antitra!
sady tsy hoe vitan'io fotsiny fa koa tsy mba mahay mihonina !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007