MILALAO FANDEHANY

21. fasaly ( 17/05/2006 15:54)
mbo zarazarao eto dooly zany mahasoa zany ry mandrindra sy ralay ary xxx a! anay kou mba te hanasoa ny tenany fa tsssss! tsy mahita bandy....:^):^):^):^):P
22. mandrindra ( 18/05/2006 11:53)
fasaly, ny ahy tsy hoe manasoa tena loatra, fa mifanasoa ka.
fiffi, aleo tsy kôzina le mahasoa fa mba surprise e
23. naughtyboy ( 20/05/2006 01:17)
ny ahy lesy zao ihany ry zalah ah! betsaka ny fikany sipa azo lalovina fa aza mandany andro @ io resaka io tah !!!
24. mbaliana ( 20/05/2006 18:44)
ralay & fasaly: efa hoe ny lhl no milalao fa tsy ny vhv koa....
=))=))
25. fasaly ( 20/05/2006 19:55)
mbaliana::wink::wink::wink: zà toa try mino anzany ka! :°):°):°) misy vehivavy milalao kou kalou!:°):wink:
26. mbaliana ( 22/05/2006 17:37)
fasaly> angambany aloha fa za aloha tsy mbola nahita..fa lhl anie le resahinsika eto ee.. njy koa akia =))=))
Fa zao tokoa no mahagaga ee, ohatrany lasa fomba fitenin'ny lhl le hoe refa tsy manana sipa na vady dia manao tanana ankelankela-pe??:idea:
27. deghany ( 01/06/2006 09:21)
poupousa:

Bobaka ny kofa koboko refa matory na varina de zatra milalao fika(ny an'azy ihany fa tsy an ol hafa an!)
de gaga za fa maninona ny mahatonga an zany
PS:samihafa @ masturbation io an

oayyyyyy!!! traingy a kle!!!


28. Bida2006 ( 31/08/2006 20:14)
tsara io fa andramo kely é:D:D:D
29. tywa68 ( 01/09/2006 13:12)
:-D:-D:-D
30. nikopol ( 01/09/2006 13:33)
misy karazan'ny andriamby ireny hono izy io ! saingy tsy andriamby le izy fa andrian-tanana dia izay no mahatonga ny tanana te ho any foana !
31. Noslid ( 06/09/2006 12:46)
poupousa:

Bobaka ny kofa koboko refa matory na varina de zatra milalao fika(ny an'azy ihany fa tsy an ol hafa an!)
de gaga za fa maninona ny mahatonga an zany
PS:samihafa @ masturbation io an

Angamba kosa mety mangidihidy kah! Fa za aloha tsy de reviko eh! indrindra ka eny imason'olona. Toa tsy manaja olona be izany koh!:evil::evil::evil::evil::evil:
32. nikopol ( 08/09/2006 06:15)
za isaky ny tsy manakatao dia io foana no lahasako ! tsy hita e ! tsy fananniana :lol:
33. betan ( 30/10/2006 09:53)
ny matonga io indray dia fahazarana tsotra izao ,mety oe mitady afanana fotsiny de ataony any ny tanany, io anie na zazakely aza de manao toy izany e!
34. teffy ( 21/11/2006 19:23)
tsy: matounga any @ afo be io!:P:P:P:P:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0484