Hitako misy fahamarinany zay ry Rainimaharavo:TSANGAN-KEVITRA NO MAHOMBY FA TSY TSANGAN'OLONA.
Ianareo manaratsy an'i sylla ireo ary ve aloha mba efa nisy nijery ny côté positif sa ny négatif foana.
Miala tsiny aho aloa raha miteny fa mbola zandrizandriny ihany,tsy hoe za no tampom-pahaizana na inona fa teneniko aminareo fotsiny hoe raha misy olona iray manana toetra mitsikera olona izy de tokony mba ho hitany avokoa aloha ny tsara sy ny ratsin'ilay tsikerany.Fa tsy ny hanaratsy be fahatany hoe frantsay,padesm...Ary matoa sylla apetraka eo @io toerany io de hitan'ilay nametraka azy teo tsara ny mety @io sy ny tsy metiny.
Ary zao koa no lazaiko:aza mety amidin'ny gazety izany ny an'ireny anie ka izay hahafeno ny takelaka izay amidiny fotsiny e!hafa tsy ny hoe vao2 mahasoa angaha!